Fa heverinareo vehivavy ho entambarotra angaha ilay atao hoe fitiavana ka azo ampitoviana?

21. pitchou ( 20/01/2004 17:43)
Ka iza moa ry Fijo no manome ireo mpamaritra teny ireo tsy nareo lehilahy? fa ny vehivavy raha mahita lehilahy manao sipa maro , tsy "bogosy" mihitsy ny qualificatif omeny aza fa anaram-biby karazany maro, na koa (ity araiky ity ndreky raha efa reko koragnin'ireo manangy!) ohatra ny compte en banque, ny iray miantoka an'itsy, ny iray miantoka an'iroa, izany hoe ianareo izany no saosiiny e! zaho kogny tsy mavandy fa koragna regniko raha zegny e!
22. donemaskit ( 21/01/2004 09:57)
zany ka teny gasy le... saika tsy azoko!
23. fijo ( 21/01/2004 10:59)
ke izy io kony tsy zahay lalahy ndro namorona nanazy io,fa olobe taloha tany.zahay juste manaraka kabary taloha.fa izy koa tianareo zaka io,zay ndraiky afera hafa hein,zao tsy mahay.
24. pitchou ( 21/01/2004 10:35)
olobe tahia koa nahay "bogosy bogosy"n' i Fijo zegny e! tsy tsiaronao raha tiana vôlagnina @ hoe magnano jidiny zay? efa izy zegny e! karakôry moa tsy maintsy ataonareo lilahy izy koa mila maka na mampody magnangy ... nareo koa agny investissemnt ny magnangy reo eeeeee: izy ko nareo tsy mi-rapporte sitrany soarana e! lerany misy mi-rapporte bebe noho nareo, ah mannnnn!!!!!!! lôso magnangy reo!
25. fijo ( 22/01/2004 11:02)
vadinao koa vamba rogny e,mangala koa hafa.zegny raha io.izy koa izy mila mandia;ambelao any.donia nakay somako fona.
fa izy koa mony nakay ndro diasany eo.reraka hein.mamay zova
26. ikaretsaka ( 22/01/2004 16:24)
Da aia ro mangala hafa ko lehe ambela any manangy e? agnay mila soma matoa mangala a manangy koahy! aia soma lehe lasa manangy?
27. rinakely1 ( 22/01/2004 12:11)
lasa fifampiderana tenim-paritra injay nga ato ry karetsaka ?
Rah mila soma nareo an; defa @ voalahany defa lé soma b reny alaina d aza mankany an-kafa ntsony an!
28. ikaretsaka ( 22/01/2004 14:46)
pitchou avaro ro nanomboka eo koahy!
29. fijo ( 23/01/2004 09:59)
rinakely,ahoana no tsy hiova intsony le.
30. pitchou ( 23/01/2004 12:59)
rinakely ko ooooo! teny gasy daholo izany re e!
tsy izany manko fa fomba any avarabaratra any, ny vehivavy no tena milalao ny lehilahy, ary fampidiram-bola sy fitaovam-pihariana ho azy ny lehilahy satria raha tsy mahatondra izay ilainy d avelany eo, mijery hafa koa! ary ireo lehilahy ato ireo tsy misy hahasahy hiresaka an'izany eto akory!
31. fijo ( 27/01/2004 10:13)
fa ahoana no tsy hosahinay resahana eto izany,azo resahana tsara ka,izaho koa tsy manome tsiny ny kala manao izany akory
32. pitchou ( 27/01/2004 09:57)
Fijo> inona ko! nareo rehefa miresaka d ny bandy mametraka sipa e! mitsoka e! mamboatra e! ... fa tsy ilay lafiny hoe voany e! aony izay nilainy d napetrany e! ...
33. pitchou ( 27/01/2004 13:50)
ary heverinareo fa inona ny fitiavana no lalaovinareo?
34. fijo ( 28/01/2004 10:04)
za kosa aloha tsy milalao fitiavana ka tsy voavaliko ianao e.
35. pitchou ( 28/01/2004 10:01)
hay moa! azafady Fijo fa ireo lehilahy milalao ny fitiavan'ny hafa no iantefan'ny fanontaniana a!
36. fijo ( 29/01/2004 09:27)
tsy hamaly aho izany e
37. pitchou ( 30/01/2004 09:31)
ka rizalahy mihevitra fa manana zo hanao an'izany fa tsy manaiky ny hafa hanana izany zo izany ko!
38. lema ( 31/01/2004 12:48)
ka aléo itovy ary ny zo e!
39. pitchou ( 31/01/2004 16:47)
zany mihitsy! fa tandremo fotsiny sao tsy mahatanty an!
40. fijo ( 03/02/2004 09:24)
inona ihany ary ity menasy ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5269