Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rlcj
(
23/01/2004 16:49)
???mba hanadinoana tohiny
tena mila vonjy ry zareo fa tena tsy mety mihitsy fa miraikitra lalina ato am-poko sy ato an-tsaiko tsy mety hadinoko mihitsy lay oul tiko a,tena mijaly be fa mba mila fanampiana raha azo atao.merci d...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 11/02/2004 13:08
samoina
(
23/01/2004 14:54)
Synonymes
Andeha isika hiaraka hitady ireo teny fampiasa taloha sy ankehitriny.
Ohatra voalohany: NAMANA
Namana= sakaiza, bokaka, bera, pawà, sipa, joba,...
Tohizo ary ny karoka ry namana isany !...
tohiny
novalian'i six ny 04/03/2004 19:33
lema
(
23/01/2004 13:02)
safidiko
raha iaraka @ na bandy énao dé inona no tena ambony indrindra aminao:ny volany ve;ny toetrany ve sa ny bogositeany sa inona no mba tadiavinao............raha toetra dia toetra ohatran'ny ahoana? rah...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:13
lema
(
23/01/2004 12:59)
safidiko
inona no tsara miaraka @ sipa tsara toetra ve sa tsara tarehy....
tohiny
novalian'i mamikely ny 07/04/2004 09:39
donemaskit
(
23/01/2004 12:30)
original soundtrack
Ry namana mpankafy sarimihetsika :
> antony itiavanareo film ve ny bande originale-ny ?
> B.O. an'iza no tena nahaliana sy nanaitra anareo ?...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 14/02/2004 10:29
ltobyh
(
23/01/2004 11:23)
ny vola sy ny fitiavana
nisy tovovavy iray izay sady tsara tarehy no tsara bika, dia mba tafadinidinika teny ambony taxy brousse t'@iny làlana mankany diego iny de hoy izy ny ahy hoy izy vola aloha vao fitiavana sady laing...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:01
hery
(
23/01/2004 10:54)
Azonao atao tsara
Betsaka ny manontany ahy momba ny fomba tsaratsara kokoa hampitana ity takelaka ity amin'izay namana mbola tsy ato. Efa misy ilay hoe ampitampitao fa voafetra ihany ny fampiasana azy. Koa ity misy hev...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/01/2004 11:47
besoiiin
(
23/01/2004 10:22)
fitiavana marina
mba tena misy tokoa ve ny fitiavana marina eto @ forum? tsy vitsy mantsy ny miandrandra sipa na vady mihintsy eto @izy itony fa tsy sahy mamboraka no betsaka!...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 13/02/2004 19:40
xxx
(
23/01/2004 09:50)
Mitady bandy matotra
Miarahaba ny lelahy retra,
iza no te hiaraka amiko, za dia sipa 24 ans, efa mba niaraka t@ bandy ihany taloha fa saingy tsy afapo t@ izay natao?
tsotra tsy miavona, izay tinao lazaina fa aza mih...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/05/2004 21:42
lemurkata
(
22/01/2004 20:26)
Ohabolana
Angatahiko manokana izay havanana amn'ny hainteny mba hamela ohabolana na dia iray monja aza miaraka amin'ny fanazavana fohy mba hianaran'ny fara aman-dimby. Toa adino tsikelikely mantsy izy ireny nef...
tohiny
novalian'i lekely ny 21/04/2004 10:40
isrine
(
22/01/2004 19:41)
sary sy anarana......
salut!
Rehefa tsy mametraka sary sy tsy mampiseho ny anarana 1 manontolo ve dia azo lazaina fa tsy matotra?
Fa ny tsy tsikaritrareo dia azo foronina ny anarana apetraky ny sasany eto, tsikaritro iza...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/05/2004 03:08
ravatorano
(
22/01/2004 18:01)
mino ny "ody gasy" ve ianareo ?
ny"ody gasy" tiako lazaina eto dia tsy lay manasitrana toy ny tambavy fa ilay entina hanimbana na hampitahorana ireny.
Misaotra anareo mandray anjara é...
tohiny
novalian'i rafajeh ny 18/02/2013 02:03
ravatorano
(
22/01/2004 17:48)
Lavo ny andry iray lehibe tao amin'ny "mafana"
Fakomaly no nidaosin'ny fahafatesana Ingahy Germain Rakotonirainy natsoin'ny sasany hoe : "Razery, Lynx".
Raha teo amin'ny resaka politika dia nanana ny maha izy azy tokoa ny lehilahy aary tsisy mihi...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 22/01/2004 17:48
jhouhlambout
(
22/01/2004 13:30)
suite
indray andro hono......
tohiny
novalian'i psykatr ny 05/03/2004 10:34
jhouhlambout
(
22/01/2004 13:18)
Question pour une Championne
Iza no sahy milaza fa afaka mitia olona iray mandrakizay? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2004 10:46
ravatorano
(
22/01/2004 12:19)
ny sida : fa maninn é ?
Fa maninona no tsy lazaina sy hamafisina avokoa izay mety mahatonga ny sida fa dé ajanona fotsiny eo amin'ny lafiny wé tandremo ny mijangajanga fa mety hitondra ny otrik'aretina sida.
Moa ary ve ny...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 23/01/2004 20:41
a256011
(
22/01/2004 10:29)
Fanafody , \"Trésor de mer \" hono...
Salama Daholo. Inareo ve mba efa nahita ilay lazain\'ny olona hoe \"Trésor de mer\". Be ny milaza azy io fa manasitrana aretina 150 hono.
Karazana \"algue\" izy io, ary ao anaty ranona dite misy sir...
tohiny
novalian'i meza ny 23/01/2004 20:51
xxx
(
22/01/2004 09:36)
tohiny rahara tadiavina!
maro ny ol miteny hoe mamijaly sns! nefa refa sendra zay tsy mety tany anga sa atao hoe sendra tsy nahazaka sipa ray ilay kofa!maninn lazaina fa mampijaly ilay sipa!
ary maninn nareo kofa sty mety ...
tohiny
novalian'i pitchou ny 01/03/2004 19:15
havanan
(
21/01/2004 20:14)
liban
manahoana! Tena any liban tokoa ve ianao ry isrine? Tiana ho fantatra ahalalana ny resaka atao fa misy olona te-hampita resaka any amin'ny zanany. Tsy fantatro na eto no tokony asiana ny fanontaniana ...
tohiny
novalian'i isrine ny 23/02/2004 18:35
ravatorano
(
21/01/2004 16:49)
maninn ny kofa no mahatsiaro kompleksé raha kely karama nohon'ny joba
Mbola tssy nanao statistika zà momba an'io fa ny ankamaroan'ny kofa kely karama noho'ny joba dé kompleksé avy hatrany ka raha mbola vao hivady dé mety tsy ho tanteraka mihitsy nohon'ny amin'ilay "...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 20:36
