Le Paradoxe Féminin...

1. jhouhlambout ( 26/01/2004 14:52)
Teny mandreraka mihintsy ny vehivavy: @ voalohany izy mody tsy manaiky n' inon' inona:
-Tsy mila
-Za tsy hanao
-Ndé madeha
-Ts ... Etc ...
Nefa efa fantany fa hanaiky ihany izy @farany. Sa tena efa kilalaony hatr'izay mihintsy izany?
2. fijo ( 27/01/2004 20:21)
mba menatra kosa izy raha avy dia hoe,ndao ary e
3. donemaskit ( 27/01/2004 20:45)
hita leisy koa... mba manana dignité ihany.
4. fijo ( 27/01/2004 16:36)
sady ilay mampifila kely iny no tena maha izy azy e
5. ravatorano ( 27/01/2004 18:28)
tsisy jô avy dé manaiky zany kalou na dia kou de foudira azany.
jereo lé jô kely sipan-drasamy amin'ny "fanasina" , zà bedy , tsy mila anao zà raha zany , mbay ttany , ngefa tonga tokoa ny tokoa tavela tany anaminy ihany rasamy nidasika tany mitsiny .
raha jô koa no avy dé manaiky zany v tsy kou aï tra ?
6. donemaskit ( 27/01/2004 09:40)
kou aÏ tra !!!
Lay mampifilafila iny mihitsy no tena milay e !
7. pitchou ( 27/01/2004 17:55)
ilay mampifila v hozy nareo no tsara? za mahita hoe ilay mahita anareo mi-insiste no mahafinaritra! d @iny mamorona zavatra mihitsy hisedrana ny faharetanareo!
8. fijo ( 28/01/2004 09:17)
fa rehefa azo kosa rehefa avy eo ry pitchou an,tena mi insiste be ko
9. donemaskit ( 28/01/2004 10:56)
zay lé principe d'interaction e, ny 1 mi-insiste>
10. bichette ( 28/01/2004 20:07)
Hum ... !!!! àsa aloha e ! ny lehilahy anie somary borné koa e ! mahafinaritra èry ny mahita ilay lehilahy matimpangataka dia tena lasa tena ohatran'ny tsy lehilahy intsony..... inona aloha ilay hoe angatahina fa arakaraka koa .....
11. donemaskit ( 28/01/2004 20:09)
tsy biscuits aloha e
12. pitchou ( 28/01/2004 10:17)
bonbon sucette?
13. lema ( 28/01/2004 11:20)
tsy glace ve?
14. pitchou ( 28/01/2004 13:46)
aiza ko misy lehilahy mihinana glace?
15. donemaskit ( 28/01/2004 15:41)
mmmh! mamy ery reny koa !! sady ny glaces tsy afaka ampifilafilaina ela satria mitsonika.
Tena sérieuse ve Pitchou manontany io fanontaniana io ?
16. pitchou ( 28/01/2004 16:52)
ie! satria ny ankamaroan'ny lehilahy fantatro tarehy ratsy b raha vao hoe ndao hihinana glace! ny azy mihina-nem ihany, na zavatra masirasira e! fa matoa zavatra mamy zay d le coca anapohana le mahery!
17. fijo ( 29/01/2004 20:20)
misy tia glace ka.tsy izaho aloha e.ny ahy zavatra hafa no tiako.
18. donemaskit ( 29/01/2004 09:09)
za ndray dia tsy mba tia mihinana nems na sambos zany, tsy tiako lay menamenaka reny... Lay mamy / masira koa tsy dia olana loatra ohatra ny hoe glace / hamburger na chocolat / frites ; mety foana !

in zany raFijo ? azo tsetsafina ?
19. lema ( 29/01/2004 11:55)
ary ahona lé sipa mangataka ireny fsady tsy mahay mangataka tonga dé miteny hoe "ndao anao"
20. donemaskit ( 29/01/2004 13:31)
... dia tsy hanaiky ve elah ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9462