Le Paradoxe Féminin...
21. bix
(
29/01/2004 14:46)
matoa izy mangataka dia tadidio ry anaka fa efa misy nify izy izany koa mba mailo ihany fa sao dia tapaka ny le zafera etrangera
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/bix ny 30/01/2004 02:46
22. fijo
(
29/01/2004 19:54)
done a ny frites koa anie misy menaka e.ny ahy metsy visky no tiako a.tsy atao be fotsiny.
manaiky ralema ko.na izaho tsy izy aza ve.
manaiky ralema ko.na izaho tsy izy aza ve.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/01/2004 07:54
23. pitchou
(
30/01/2004 16:15)
ah! namako indray done raha tia glace! saingy ndrao d concurrent b manadala alo?
lema sy fijo> d nareo v izany le hoe vao kitihana d raikitra? zaza maditra
lema sy fijo> d nareo v izany le hoe vao kitihana d raikitra? zaza maditra
24. fijo
(
30/01/2004 16:56)
mitady aza hatao ko.raha tsara koa aloha ilay mikitika an.ih,ih,ih.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/01/2004 16:56
26. jhouhlambout
(
30/01/2004 13:14)
Raha azoko tsara izany dia mahafinaritra ny vhv ny mahita an-dry zalahy mi-supplier sy mandadilady sy manao: Miaoun...
Ary raha ny lehilahy indray no mampanao izany @ vhv?
Ary raha ny lehilahy indray no mampanao izany @ vhv?
27. pitchou
(
31/01/2004 17:23)
jhoulh> ka nareo ange rehefa mi supplier tena mahafatifaty b mihitsy e! na d efa te-hanaiky aza d satry ihany mihaino anareo mi- supplier!
28. donemaskit
(
01/02/2004 10:00)
efa tsikaritro mihitsy izay zavatra zay... sady milay fa lasa ohatra ny kilalao lay izy avy eo.
29. pitchou
(
01/02/2004 10:44)
otran'ny manao teatra o? d mamorona hevitra foana? d misy ny sasany hevitra mampiomehy (rehefa sendra an'io d tafanaiky ho azy!) misy ny an'i sasany mody mitomany otran'ny voay!
31. 2689
(
01/02/2004 12:17)
Aza mba izaho no ampifilafilaina izany nefa te-hanao fa tena tsy omeko tokoa. Dia izay iray maharitra ela.
Fa raha ilay sipa mandà ary mbola virijiny ireny, ho an'ialahy isany mety ho sendra azy, dia hajao ny zaza malagasy toa izany fa aza fitahina. Matetika mantsy ny sipa ilay mbola virijiny misy tena te hitandrin-tena hatr@ mariazy fa voafitapitaka dia avy eo lasa tamàna. Raha izaho no manana sipa virj talohan' ny niarahanay ary mbola virj rehefa misaraka izahay, dia tsy mahamenatra ahy izany fa reharehako aza.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/2689 ny 02/02/2004 00:17
32. xxx
(
02/02/2004 10:05)
ary i 2689 no tena paradoxal!!!! iza no itaky aminao eo raha tsy vhv tsy izy? sady raha manao an'izany aminao daholo ny vhv rehetra d mba mahatandri-tena mandra-pahatonganao eo @ mariazy koa ianao e! d mba samy virj ianareo roa! fa aza mitady virj ary aza manaiky hanambady virj wa rehefa efa tany!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 02/02/2004 22:05
33. fijo
(
03/02/2004 20:33)
avelako aloha ampifilakely,fa tsy avelako aharitra loatra ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 03/02/2004 08:33
34. xxx
(
03/02/2004 20:19)
ka ny mahtonga azy tsy manaiky anie ry jhoulambout de hitany hoe toa zay fotsiny tadiavin'ilay bandy,
matetika mila fahatokisana hoe hahritra ny fiarahana sns,tia marina ve,zay vao miditra @ zany
matetika mila fahatokisana hoe hahritra ny fiarahana sns,tia marina ve,zay vao miditra @ zany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 03/02/2004 20:19
35. lema
(
03/02/2004 10:53)
ka avela izy ampifilafila dé izy rehefa anomboka anaiky iny amzay dé lasa mandeha na tonga dé matory fa tsy mapifila tsony izy @ manaraka.
fa néna alou lé sipa mampifila no tiako e!
fa néna alou lé sipa mampifila no tiako e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 03/02/2004 22:53
37. fijo
(
03/02/2004 19:36)
marina ralema.iny misy tsirony.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 04/02/2004 07:36
38. pitchou
(
06/02/2004 15:25)
raha ampifilaina ny bandy ka tonga de lasa d zara aza izy lasa fa bandy tsy izy izay!