Le Paradoxe Féminin...
1. jhouhlambout
(
26/01/2004 14:52)
Teny mandreraka mihintsy ny vehivavy: @ voalohany izy mody tsy manaiky n' inon' inona:
-Tsy mila
-Za tsy hanao
-Ndé madeha
-Ts ... Etc ...
Nefa efa fantany fa hanaiky ihany izy @farany. Sa tena efa kilalaony hatr'izay mihintsy izany?
-Tsy mila
-Za tsy hanao
-Ndé madeha
-Ts ... Etc ...
Nefa efa fantany fa hanaiky ihany izy @farany. Sa tena efa kilalaony hatr'izay mihintsy izany?
novalian'i jhouhlambout ny 16/06/2004 11:15
5. ravatorano
(
27/01/2004 18:28)
tsisy jô avy dé manaiky zany kalou na dia kou de foudira azany.
jereo lé jô kely sipan-drasamy amin'ny "fanasina" , zà bedy , tsy mila anao zà raha zany , mbay ttany , ngefa tonga tokoa ny tokoa tavela tany anaminy ihany rasamy nidasika tany mitsiny .
raha jô koa no avy dé manaiky zany v tsy kou aï tra ?

7. pitchou
(
27/01/2004 17:55)
ilay mampifila v hozy nareo no tsara? za mahita hoe ilay mahita anareo mi-insiste no mahafinaritra! d @iny mamorona zavatra mihitsy hisedrana ny faharetanareo!
10. bichette
(
28/01/2004 20:07)
Hum ... !!!! àsa aloha e ! ny lehilahy anie somary borné koa e ! mahafinaritra èry ny mahita ilay lehilahy matimpangataka dia tena lasa tena ohatran'ny tsy lehilahy intsony..... inona aloha ilay hoe angatahina fa arakaraka koa .....
15. donemaskit
(
28/01/2004 15:41)
mmmh! mamy ery reny koa !! sady ny glaces tsy afaka ampifilafilaina ela satria mitsonika.
Tena sérieuse ve Pitchou manontany io fanontaniana io ?
Tena sérieuse ve Pitchou manontany io fanontaniana io ?
16. pitchou
(
28/01/2004 16:52)
ie! satria ny ankamaroan'ny lehilahy fantatro tarehy ratsy b raha vao hoe ndao hihinana glace! ny azy mihina-nem ihany, na zavatra masirasira e! fa matoa zavatra mamy zay d le coca anapohana le mahery!
18. donemaskit
(
29/01/2004 09:09)
za ndray dia tsy mba tia mihinana nems na sambos zany, tsy tiako lay menamenaka reny... Lay mamy / masira koa tsy dia olana loatra ohatra ny hoe glace / hamburger na chocolat / frites ; mety foana !
in zany raFijo ? azo tsetsafina ?
in zany raFijo ? azo tsetsafina ?
19. lema
(
29/01/2004 11:55)
ary ahona lé sipa mangataka ireny fsady tsy mahay mangataka tonga dé miteny hoe "ndao anao"