Le Paradoxe Féminin...

41. lema ( 07/02/2004 15:30)
ka lé sipa kou anie matiantoka ra lasa lé bandy e!rehefa lé anaiky iny izy no lasa ka @zay lé sipa houain be
42. rinakely1 ( 08/02/2004 20:39)
fille facile kosany zany tonga d hanaiky b fatany zany e!
43. pitchou ( 09/02/2004 20:12)
nahoana moa izy no ho matiantoka? ka izy aza tsy mila anao fa enao no mbola te-hisisika? d milamina ho azy ny resaka rehefa lasa enao ka!
44. jhouhlambout ( 09/02/2004 20:42)
N'tsss!!?
45. donemaskit ( 09/02/2004 10:18)
misimisia ny ohatran'i Pitchou e
46. fijo ( 10/02/2004 10:42)
ahoana indray izany ry pitchou.ka ianao efa hanaiky no lasa izy,dia ahoana.enao efa hoe lasa amin'izay ity.
ngaha kosa moa avy dia manaiky ry rina a?mba mampifila kely,fa tsy hatao lavareny be.
47. pitchou ( 10/02/2004 17:43)
aha! aleo izy mandeha any fa tsy azo itokisana! mandrebireby gasy fotsiny eo! raha sérieux ve izy na misy sentiment na d kely aza tsy ho nahandry?
48. fijo ( 11/02/2004 20:10)
ka efa niandry izy,fa nampifilafilaina,dia lasa niova lasy.
49. donemaskit ( 14/02/2004 20:27)
tsy ampy zany koa
50. lema ( 14/02/2004 12:42)
misy anie sipa tsy mahay mampifila e!mampifila hono izy dé mandé h@ opa mitsy
51. donemaskit ( 14/02/2004 13:42)
atao inona koa zany lé ?
52. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:33)
manao ompa ahoana ry lema?
53. ikaretsaka ( 14/02/2004 17:41)
manao ompa ahoana ry lema?
54. pitchou ( 15/02/2004 10:07)
kay! sipa manompa izany ve tsy aleo tsy iandrasana hampifila akory fa tonga dia hialana?
mba irony mangarika kely irony ahay! na mody tsy maheno rehefa iresahana fa manodina loha kay izy mitsiky na miomehy irery mihitsy aza!
55. jhouhlambout ( 15/02/2004 15:40)
Ka eo @ lé manopa eo mihintsy no maha paradoxal azy indraindray
56. pitchou ( 15/02/2004 17:06)
an!an!an! dia tena vitsy isaina @ rantsan-tanana sy rantsan-tongotra kosa angamba izany vehivavy manompa izany ka!
57. donemaskit ( 16/02/2004 20:10)
sady mampifila no manompa ve koa tsy ndeha mandeha ?!
58. ikaretsaka ( 16/02/2004 10:58)
ny tena fanaovana ilay mampifila iny angatahina de atao an'ilay Tamana be ohatran'ilay tian'i pitchou iny dia rehefa manomy dia ianao indray no hoe tsy tia intsony aho fa ela loatra.... fa fay tsara hoa!
59. pitchou ( 16/02/2004 14:55)
tiako indray izany r'ikaretsaka! @ izay d azoko antoka fa tsy tia ahy loatra izy! saingy raha efa avy niteny an'izany kosa no mitady indray hoe andao ary ... dia im-7 avo heny ny filafila an!
60. fijo ( 17/02/2004 10:01)
ilay filafila an,rehefa misy lalana miolaka ijerena azy.raha amin'iny izy no mierika misy chance izay,fa raha tena tsy tia izy,tsy hierika mihintsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1906