Le Paradoxe Féminin...
67. fijo
(
03/03/2004 20:42)
fa nagaha misy lalana mahitsy be 2km ao tana na aty marseille.150m farafaharatsiny dia tsy maintsy miodina izy.dia hita eo.
68. pitchou
(
03/03/2004 14:01)
karetsaka an! faly hamindra vitesse ko?
ary raha tsy mivily izy ry fijo fa mijanona?
ary raha tsy mivily izy ry fijo fa mijanona?
70. lema
(
11/03/2004 12:54)
za alou tiko lé sipa mampifila fa za tsy matanty ampifilaina ela be fa lasa za mandé
72. pitchou
(
12/03/2004 14:44)
zany hoe mampifila firy andro na firy volana izany d mba azonareo ihafiana?
75. pitchou
(
21/03/2004 15:48)
ttttttsssss! qq secondes sy adiny iray v d mampifila? izany no atao hoe tonga d raikitra!
77. pitchou
(
22/03/2004 18:20)
tsy mbola mampifila izany ry karetsaka a! 3 h izany mbola tsy tapitra ny fanontaniana isan-karazany ! tsy mbola lany ny coca-cola sy popcorn ...
79. booboo
(
12/06/2004 12:31)
normal ny vevavy raha mampifika kosa e ! tsy maintsy hadihadiana aloha ny terrain handehanana fa sô feno mines !
80. jhouhlambout
(
12/06/2004 16:48)
Tsy ny vhv ihany anie no manadihady fa izay koa mba mandinika ihany... dia vao hita hoe zatra manodikodina dia avelao any....
