Synonymes
1. samoina
(
23/01/2004 14:54)
Andeha isika hiaraka hitady ireo teny fampiasa taloha sy ankehitriny.
Ohatra voalohany: NAMANA
Namana= sakaiza, bokaka, bera, pawà, sipa, joba,...
Tohizo ary ny karoka ry namana isany !
Ohatra voalohany: NAMANA
Namana= sakaiza, bokaka, bera, pawà, sipa, joba,...
Tohizo ary ny karoka ry namana isany !
répondu par six le 04/03/2004 19:33
12. lanto
(
26/01/2004 14:45)
tsara=milira, mamely, dôro, ...
vaovao=jôjôpil, ...(tsy hitako intsony indray )
vaovao=jôjôpil, ...(tsy hitako intsony indray )
14. fijo
(
29/01/2004 10:45)
bevohoka>bikina,mavesatra
ngeza>glady,komany be,trozona.baragomo,boaba.
betsaka>maro,vraky,treky
ngeza>glady,komany be,trozona.baragomo,boaba.
betsaka>maro,vraky,treky
15. lanto
(
03/02/2004 20:57)
mandainga=mitoraka bilao, mandatsaka kapila, mifika, ....
Ireto asa raha marina :
mofo dipaina= besandry
Mangahazo=box
:D
Ireto asa raha marina :
mofo dipaina= besandry
Mangahazo=box
:D
16. monakely
(
08/02/2004 17:50)
Mahantra : tsy misy hapoka, lany sosy, zéro à la barra, tsy haninona,
