safidiko
1. lema
(
23/01/2004 13:02)
raha iaraka @ na bandy énao dé inona no tena ambony indrindra aminao:ny volany ve;ny toetrany ve sa ny bogositeany sa inona no mba tadiavinao............raha toetra dia toetra ohatran'ny ahoana? raha vola dé ...................
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:13
2. nata
(
23/01/2004 14:10)
ra za no hiraka @ bandy atsy ho atsy d ny toetrany sy ny ao anaty boite de cerveau any!!
ny bogosité injay! tsy tena zay no mavesandanja! fa ra mijery tarehin'ol za d masony sy ny molony ihany fa refa tsy manaitra anahako d tsy ilaiko!
ny bogosité injay! tsy tena zay no mavesandanja! fa ra mijery tarehin'ol za d masony sy ny molony ihany fa refa tsy manaitra anahako d tsy ilaiko!
4. nata
(
23/01/2004 14:17)
ie zany mitsy!! nareo efa nahita tarehiny reny vaza reny!! fa milay an!! d fitsiny oh fitsikiny Jean-Marc(garde corps ra8 talo)! tonga d ao tsara mitsy!!
6. nata
(
23/01/2004 14:20)
za alo tsy tia anao fa bdb anie ny sipa ato @namana e!! sa moa tsy zany!! sady enao tsy ao @ ilay critère ko mitsy! dzolée!!
8. nata
(
23/01/2004 14:33)
ki!lazainjy masika injay v za!! za nga zaza zany kou re! tsy zany v marina!
9. xxx
(
23/01/2004 18:16)
Ary Fijo kosa tianjy ry Nata a.Lehilahy mahery sy malaza eto @ tanàna e,sa hilalao karetsaka njy.
12. fijo
(
26/01/2004 19:24)
ary iza indray moa io manao agentko io?masiaka marina indry ry nata an, izao i lema kely lasa tsy nisakafo intsony
16. pitchou
(
27/01/2004 17:47)
ngah tsy hain'i lema ilay hoe arakaraky ny taona io: choc aloha, d rehefa avy eo chic d rehefa any aorina chèque!
19. pitchou
(
28/01/2004 16:30)
d anjaranareo sisa izany ny manasokajy anareo we aiza ho aiza moa izany no mety hitiavan'ny vehivavy anareo? hihihihiihihihi! tadidio fotsiny we ny "chaque" catégorie de fantatra fa misy maminy avokoa
