safidiko

21. xxx ( 29/01/2004 14:17)
Mba mila jerena koa alohan´ny iarahana @ lehilahy iray hoe be... ve sa tsia, sao tsy ho zaka.
22. fijo ( 29/01/2004 19:40)
inona no tsy zaka le
23. lema ( 31/01/2004 15:25)
ka aiza ho aiza zao no misy an'i pitchou ra tsy maha diso
24. pitchou ( 31/01/2004 16:58)
ary diso fandray ange i lema izany e! ny vhv hoa arakaraka ny taonan'ilay lhl no tadiaviny aminy: choc na chic na chèque! raha efa lehibe kosa v izy no itakianao choc tsy ho maty ????
fa ny misy anah ve? eto Tana ka!
25. fijo ( 02/02/2004 19:41)
ah,ah,ah,mahay mamaly an.
26. lema ( 03/02/2004 10:49)
mankasitraka pitcou a!
27. fijo ( 03/02/2004 19:13)
misaotra ralema,izany ka bandy hendry,mahay mankasitraka rehefa misy mahavaly tsara.fa tsy midika akory izany ry pitchou hoe marina foana an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5225