Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratsiraka ( 03/02/2004 15:21)
Etsy kely ange...
Tokony hiverina any Mada ve izaho? Nefa manjary voasambotra?... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2004 22:57
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:22)
Inona no tokony hatao?
Tokony ampisehoana eran-tany ve ny Film Malagasy?... tohiny
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:21)
TITANIC
Efa feno loha-hevitra ato, fa maninona no ito no jerenao?... tohiny
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:19)
MATRIX
Raha ohatra ka marina iny dia ahoana ny iafarantsika?... tohiny
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:16)
Keanu Reeves...
Mpihira hono izy , inn no mba hira malaza nataony?... tohiny
novalian'i sarivazo ny 13/01/2005 09:37
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:15)
Arnold Swarzenegger....
Gouvernator: Vitany tokoa ve ny Hi-gouverner ny Californie?... tohiny
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:13)
Le seigneur des anneaux...
Tsara sa ratsy?... tohiny
novalian'i delvechio ny 08/04/2004 16:40
jhouhlambout ( 03/02/2004 14:12)
TOM et JERRY
Sarimihetsika = Dessin animé = Tom sy Jerry io ka'h.... tohiny
lema ( 03/02/2004 10:41)
revy sa ditra
betsaka tokoa ireo "cousin" sy "cousine" no miaraka ary rehefa anotaniana izy reo dia mamaly hoe "azoko asiana fa tsy azoko alaina vady"inona ny evitrareo @ zany?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:25
naritsimba ( 03/02/2004 10:18)
NY KABARY
Manahoana daholo eh! Amin'ny maha-mpikabary ny tena dia mametraka fanontaniana aminareo ny tenako hoe: MOA VE MBOLA ILAINA NY KABARY AMIN'IZAO ANDRO IZAO. Ny hitako mantsy dia betsaka ireo mpikabary... tohiny
novalian'i gasitiako ny 10/08/2004 09:48
2689 ( 02/02/2004 20:47)
Manana ny rariny ve ny SECES amin' ny fitakiany?
Miara-manaiky ny ankabeazan' ny olona fa ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy ny fikarohana ara-tsiantifika ankehitriny dia olon' ny serasera ary azo ifandinihana tsara. Ny SECES kosa raha mitaky ny... tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2004 12:17
pitchoune ( 02/02/2004 19:28)
Ary ny aty an dafin driaka rahoviana?
Ary ny antsika aty ivelany mba rahoviana e?... tohiny
novalian'i kitjo ny 22/03/2004 14:20
hery ( 02/02/2004 12:21)
Fanovana vitsivitsy
Momba ny isa Narahana ara-dalàna ilay fampitomboana isa ao amin'ny namana. Amin'izao ary : Isaky ny mamangy ny takelaky ny namana.serasera.org dia mahazo isa 1 Isaky ny mandray hafatra alefan'ny... tohiny
jhouhlambout ( 02/02/2004 11:46)
Resaky ny vehivavy
Be reseka ny vehivavy e? sa ahoana? zay fotsiny fa tsy be resaka aho... tohiny
novalian'i pitchou ny 06/02/2004 17:38
jhouhlambout ( 02/02/2004 10:45)
Hono ho'aho ry zareo....
Iza taminareo no efa nikasa hamono tena t@ resam-pitiavana ary maninona no mbola velona hatramin'izao?... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 10:50
xxx ( 02/02/2004 09:58)
afaka hamfisiny kokoa ve ilay forum"Antson'ny fo"
manahona e, Samy manana ny hiriny daholo ny olona refa mitsidika an'ity site ity.Ao ny te-hahita-namna,te-hanala azy,te-hahita vadysns...Tsy misy hevitra ve mahaefficace kokoa an'resaka ao @ Antson'n... tohiny
lema ( 02/02/2004 09:39)
bandy tsy afaka
raha mitaraina ny sipa hoe "ny namanao mikitikitika ahy"inona no tokony ho atao... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 09:36
lema ( 02/02/2004 09:36)
miady bandy
fantatrao t@ namanao fa ny sipa nao dé miaraka @ namanao akaiky, inona no ataonao?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2004 10:23
shadow ( 01/02/2004 18:37)
Tantara tsotra.....
Tsotra kely ny tantarako, zahay de oll''' tsy de mba nanana......(de toizo @ 'zay)... tohiny
novalian'i sipagasy ny 18/07/2013 11:12
besoiiin ( 01/02/2004 17:31)
ohabolampitiavana!
mino aho fa efa samy nandray lesona t@ voambolampitiavana daholo isika rehetra! koa ato izany no fampiharana azy no atao e! mino aho fa tsy hisy hanao teny tsy maontina ato an! 1° dangi-drambo lavi-... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.8869