Keanu Reeves...

1. jhouhlambout ( 03/02/2004 14:16)
Mpihira hono izy , inn no mba hira malaza nataony?
novalian'i sarivazo ny 13/01/2005 09:37
2. donemaskit ( 03/02/2004 18:36)
tena marina ve zany ? tsy mbola fantatro indray iny. Sao dia mihirahira ao an-tranony fotsiny ?
3. ikaretsaka ( 04/02/2004 11:06)
ie.. mmpitendry zavamaneno (bassiste ) amina tarika hoe Dogstar i Keanu reeves.. Mpanao ilay hoe alternative rock (mavezatra kely noho i ambondrona).. raha ny talentany ara mozika aloha dia hainy ihany ny mitendry ilay zava maneno e
4. donemaskit ( 04/02/2004 20:09)
zany ? hay ve leiry ka mbo manan-talenta ihany e ! sady lé milay !!
5. imasoandro ( 06/02/2004 10:35)
tsara ho fantatra indray zany!!milay mihitsy zany ka...
6. ikaretsaka ( 07/02/2004 10:52)
henoy ihany raha manampotoana oianareo e
7. donemaskit ( 07/02/2004 11:14)
ie, efa mitady mihitsy
8. ramoul ( 06/04/2004 12:17)
tena siora am'zany ve nareo fa tena mpihhira lery iny?
9. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:17)
jereo ilay mpihira hoe dogstar
10. jhouhlambout ( 07/04/2004 10:52)
zay mihintsy, sady hiran'i lery lé générique-n'i Matrix
11. sarivazo ( 13/01/2005 09:37)
Ary iza no miaraka amin lery e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643