Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
nirinata
(
10/02/2004 13:29)
kes ke vs pensez?
l'amour vrai attend?...
suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:40
vegas
(
09/02/2004 12:58)
Mila fanazavana
Maninona nareo an, samy hanaiky hiaraka iany, de mapiandry elabe vao hanaiky nefa efa kobo. Tokony efa be no vita nandritra izay fotoana zay nefa. Sa mba mody mampifila kely aloha? hihihi. laozy mampi...
suite
répondu par fijo le 18/02/2004 16:40
vegas
(
09/02/2004 12:31)
Vadikelin'ny namana
Fahotana ve ry zareo ny manandrana ny vadikelin'ny namana? Azavaiko kely: za dia tovolahy, manana bandy akama efa manana vady be, nefa mbola misy sipa misarakorako amin'lery ihany. Dia io sipa misarak...
suite
répondu par fijo le 19/03/2004 09:55
besoiiin
(
09/02/2004 09:46)
GROUPEN'NY MPITSAOKALENTIKA
Ity ary ilay groupe fa ahorina e! aleo samy mivondrona ato daholo izay mpankafy tsaokalentika rehetra! na LAHY na VAVY ary aoka samy mba ho sahy hanome ny login avy fa tsy hiafin'endrika! TIA , MANKAF...
suite
répondu par fijo le 19/03/2004 09:54
besoiiin
(
09/02/2004 09:14)
momba ny forum
salur ra-Hery!
sosokevitra kelyfotsiny no atsipy aminao momba ny programmation n'ny forum raha mety! raha mahamarika isika dia maro ny sujet izay ankafizin'ny oul ary tsy vitsy koa ny tsy dia mampir...
suite
répondu par ikaretsaka le 15/02/2004 18:16
hery
(
08/02/2004 20:49)
Harerahan-tsaina (stress)
Tahaka ny olona rehetra dia hitako fa mafy ny asa sy ny fianarana. Dia ohatry ny tsy milamina izany foana ny saina. Ny tena anefa tsy te handray fanafody fa tsy te ho za-dratsy.
Misy afaka milaza sak...
suite
répondu par idealy le 30/06/2004 07:37
vivisexy
(
08/02/2004 19:15)
ny kofa tsy maintsy mampirafy
Ny zavatra tena tsikaroko koa dia ny fampirafisan'ny lehilahy.Eny fa na dia efa manana vady be ary inareo lehilahy dia tsy maintsy mba minana ny hafa ihany ary manadala koa.Nefa raha toa ka ny vehivav...
suite
répondu par fijo le 28/02/2004 20:38
taratra
(
08/02/2004 18:55)
zahay ve very sa latraké?
rehefa nandinika ny tenako izay aty ivelany aty dia traroko fa tena tsy misy mirara mitsy,any ka na atram'i passeport-nay zay lany aza ka alefa any dago de ela be zay vao vita.....fa aiza ny fanjakanÃ...
suite
répondu par ikaretsaka le 02/04/2004 18:48
monakely
(
08/02/2004 17:46)
poesia mampihomehy
A B D, any am-pasana voa mikidio
Bonjour Madama Ravao tratry ny tam-baovao.
Inona izato maresaka
Ny lanitra hono nitresaka
Andeha ho aizao izato MÃ dy?
andeha ho any Paris?
Inona no hatoa any?
...
suite
répondu par olly le 16/05/2004 17:27
hery
(
08/02/2004 15:05)
Mitady statistika vitsivitsy
Mitady statistika vitsivitsy momba ny resaka internet any Madagasikara aho ka tsy haiko na efa misy boky milaza an'izany na voatery hanangona "angona" (données) amin'ny namana izay hita.
Ireto avy n...
suite
répondu par ramoul le 08/04/2004 15:21
tambatra
(
07/02/2004 20:48)
Fahalalana
Ahoana ny fipetrakin ny ray,zoky, zandry,reny,anabavy eo amin Andriamanitra?...
suite
répondu par tambatra le 21/02/2004 12:28
lema
(
07/02/2004 14:58)
mila mandinika ve sa ...........
rehefa miaraka @ na sipa énao dé elaela lou izy zay vo manao.
inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........
ary nareo ve mahavita manao @...
suite
répondu par fijo le 30/03/2004 09:23
lion
(
07/02/2004 14:03)
Inona ny tanjona?
Misy tanjona ve ny fivavahana?...
suite
répondu par hadasy le 14/05/2004 12:07
mahaizamifidy
(
07/02/2004 14:00)
Fitia
Raha mitia olona ivelan ny fianankaviana ianareo dia @antony inona?,tsy ampy fitia @fianankaviana ve sa inona?...
suite
répondu par fijo le 03/03/2004 09:44
kally
(
07/02/2004 12:44)
Tenin-jaza
mampihomehy mihitsy ireny zazakely ireny indraindray fa mamoaka zavatra tsy ampoizina.
Samia ary izay efa niara-niaina t@ ankizy kely mba mizara izay nampihomehy azy eto e!...
suite
répondu par fara le 24/11/2005 14:12
xxx
(
07/02/2004 10:06)
inn no mahatonga azy manao an'zany
tantara lava ihany fa ezahiko afohezina. nisaraka t@olontiako aho 4bolana lasa izay(zà no nanampakevitra satria nisy zvt tsy mety saika hataoko)! miantso ahy ihany izy anefa ndraindray, ary ndraindra...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:52
mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:53)
Zavabohary
raha mahatsapa fa zavabohary tsara ianareo dia @antony inona? ...
suite
répondu par nananie le 31/03/2004 16:26
mahaizamifidy
(
07/02/2004 09:46)
RAIN
Iareo ve mino fa mampitombo fitiavana ny orana?...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:49
tambatra
(
07/02/2004 09:38)
resaka tomany
Inona no itiavanareo vahivavy miresaka sy mitomany?...
suite
répondu par ikaretsaka le 23/03/2004 09:07
tambatra
(
07/02/2004 09:25)
Iza?
Iza amin-tsika no tsy tia mozika?...
suite
répondu par jhouhlambout le 13/03/2004 20:21
