Fahalalana

1. tambatra ( 07/02/2004 20:48)
Ahoana ny fipetrakin ny ray,zoky, zandry,reny,anabavy eo amin Andriamanitra?
novalian'i tambatra ny 21/02/2004 12:28
2. donemaskit ( 07/02/2004 10:23)
raha ny hevitro dia tsisy an'zany intsony fa mpihavana ao @ Kritsy daholo ny rehetra.
3. jhouhlambout ( 09/02/2004 20:59)
Tokana kenefa olona maromaro
4. xxx ( 10/02/2004 11:09)
Inona ny tanjon'ny fanontaniana fa tsy azoko?
5. xxx ( 10/02/2004 11:12)
Inona ny tanjon'ny fanontaniana fa tsy azoko?
6. tambatra ( 10/02/2004 13:28)
Fahalalana ny tanjona fa ahoana?,Inona no tsy azonao?
7. fijo ( 11/02/2004 11:50)
tsy mazava marina ilay fanontaniana.fa amiko aloha dia samy manana ny maha izy azy izahay rehetra.
8. ari.malala ( 20/02/2004 10:34)
raha ny resaka Trinite masina aloha no tinao tenenina dia ao @ Andriamanitra tsy misy izay voalohany sy faharoa sy fahatelo izany fa amintsika olombelona no misy an'izany. raha resaka fanajana indray dia adidin'ny zanaka no manaja ny Ray amandReniny ary manaja koa ny zokiny. Fa anjaran'ireo ray amand-Reny sy zoky kosa no manao izay tsy hanafintohina ilay zanaka na zandry.
9. ari.malala ( 20/02/2004 10:35)

10. tambatra ( 21/02/2004 12:28)
Misaotra betsaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5073