kes ke vs pensez?
2. lema
(
10/02/2004 14:33)
non
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 11/02/2004 02:33
3. tenio
(
10/02/2004 15:21)
N'importe quoi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 11/02/2004 03:21
7. fijo
(
11/02/2004 20:15)
amour nzaza izany ry zareo a.azafady,fa tena izay no izy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 08:15
8. jhouhlambout
(
11/02/2004 19:42)
Tena marina izany fa amour'nzaza.
Mba hanaprofo izany dia andraso ngé lé izy é? dé hahita ianareo
Mba hanaprofo izany dia andraso ngé lé izy é? dé hahita ianareo
9. ttsiky
(
11/02/2004 20:35)
y'a pas d'amour éternel.C vrai qu'au début tu dis ça, mais au fur et à mesure que le temps passera ton amour diminuera
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ttsiky ny 11/02/2004 20:35
10. tenio
(
11/02/2004 20:41)
Je suis entièrement d'accord avec ttsiky, le temps et l'éloignement, ce sont les pires ennemis de l'amour.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 11/02/2004 20:41
11. xxx
(
11/02/2004 11:04)
io ry nga araka²ny ol an! nenareo kofa anie refa mitia tonga d tsy mipense hafa tsy ny anao ihany!d zay lazainareo anzany e!! sa tsy zany!
tsy misy kofa matanty mitsy io valinteny io mantsy! ka lazaina fa fitiavana zaza zany!!
tsy misy kofa matanty mitsy io valinteny io mantsy! ka lazaina fa fitiavana zaza zany!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/02/2004 23:04
13. ari.malala
(
11/02/2004 12:53)
Oui, l'amour vrai attend. tsy amourn'zaza izany fa izay ilay tena fitiavana, mahay miandry
15. donemaskit
(
11/02/2004 17:53)
marina zany ry : xxxxxxx, Rinakely, Arimalala, Nirinata...
ny Fitiavan'Andriamanitra zao mandrakizay, dia zaza ve izy ?
ny Fitiavan'Andriamanitra zao mandrakizay, dia zaza ve izy ?
17. jhouhlambout
(
11/02/2004 18:17)
Andraso tsara an.....
Dé avy eo alefaso ao @ forum: "Vavolombelona" ny compte rendu.
Dé avy eo alefaso ao @ forum: "Vavolombelona" ny compte rendu.
18. fijo
(
12/02/2004 10:26)
ok rajhouhl.aza lany andro eo ampiandrasana ny tsy hoavy.
aza mampiditra an'izany antra izany radone,fa tsy mbola nisy nahita an'izany a.
aza mampiditra an'izany antra izany radone,fa tsy mbola nisy nahita an'izany a.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 10:26
19. xxx
(
12/02/2004 09:55)
za nefa efa nahita ary nahare tantaran'ol bdb! ary zao ry zareo sambatra b mitsy!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/02/2004 21:55
20. lema
(
12/02/2004 10:28)
ny olona dia mila fitiavana isanandro ka raha tsy eo lé olon-tiany dia mitady izany any @ hafa izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 12/02/2004 22:28