kes ke vs pensez?

21. fijo ( 13/02/2004 09:05)
izay no fiainana.ny manonofy no miandry.
22. lema ( 13/02/2004 14:20)
ny fitiava tsy nofinofy fa iainana,marina izany fijo a!
23. fijo ( 17/02/2004 10:45)
aleo hanofy izay te hanofy e
24. ari.malala ( 17/02/2004 09:13)
ka ilay miandry anie tsy manonofy ê! ary nareo reo zany raha ohatra lasa manao mission ny vadinareo dia efa iny koa ianareo no tsy tana fa maka vaovao hasolo azy satria tsy afaka miandry ny fiainana? izany ve n,o atao hoe fitiavana? ary raha raisina ohatra indray ny cas ny mbola mpivady nefa mitady rapport ilay lehilahy dia izao, raha tena tiadia miandry satria ny zavatra tiana tsy simbaina! ny zavatra aza raha tinao tsy simbainao ka maika ve fa olon-tianao! raha mahita raozy eo an-tokotany ianao ka alainao izy ataonao anaty vazy dia tsy ilay raozy no tina fa ny tranonao no tina hovoaravaka ka aiza ni fitiavana @ zany?
25. donemaskit ( 17/02/2004 15:13)
amen... !
26. fijo ( 18/02/2004 20:42)
ka iza anefa no mahalala izay mitranga any amin'ny mission any.fa dia izay eo aloha ka.
27. xxx ( 18/02/2004 14:49)
marina mitsy zany ry ari.malala an!! ny any kofa mantsy oh tsy matanty anzany hoe refa miaraka d miaraka fona² oh ny hoe tsy hisara-toerana mitsy!

28. fijo ( 19/02/2004 09:09)
ka ny elanelana anie mampisy toerana e.
29. ari.malala ( 19/02/2004 17:45)
raha tena tia ianao mahandry azy foana ê! tsy mba enjehin'ny eritreritrareo v nareo mampirefy reny ê! ny tahotra ny ho tratra, ny tahotra ny ho vokany avy eo... tsy aleo manaja tena sy miandry? porofoy fa tena tia azy ianao.
30. hendry ( 19/02/2004 16:27)
Hihihi, somary mauvais exemple kely ihany aho raha ampidirina ilay resaka fidelité.
Fa na zany kosa aza zaho mpandala ilay foto-pisainana hoe l´amour vrai attend e! Ny olona tsirairay dia manana ny amour de vie-ny, efa voalahatra io, ndraindray lasa mivady ndraindray nefa fiarahana tsotra dia zay. Ndraindray vetivety dia tafahoana, ndraindray elabe efa samy nivezivezy teny ny roa tonta zay vao tafahoana.
Ary antony anisan´ny mahatonga ny olona sasany mampirafy aza ny fahitany ny amour de vie-ny taorian´ny efa niarahany t@ olona hafa. Zany hoe efa mba te hiaraka @ olona dia niaraka zay hita teo aloha, rehefa tonga ny amour de vie dia lasa mampirafy rehefa tsy te hisaraka @ ilay voalohany.
Fa misy io vrai amour a.
31. fijo ( 20/02/2004 10:31)
hendry tsy mbola nampirafy ianao ka.eritreritra fotsiny iny anao iny.
fa na miaraka amin'olon kafa aza anie,tsy midika izany fa tsy tia ilay ao an trano e.
oh:efa nanana sipa hafa ianao taloha.avy eo manambady.dia efa kely fitia izany satria efa nitia taloha?
32. ccool ( 20/02/2004 12:25)
l'amour vrai attend,c'est vrai c'est cool mais on ne peut pas attendre toute la vie,il faut faire un choix si ca foire et tant mieux si ca coole,...oups ca colle...pardon,,,hihihi
l'espoir fait vivre les imbeciles comme moi....d bonne patience dol zany e.....d verifieo ihany ny frein a main so d tsy tafajanona tsony lay patience ka tavela rery eo ny farany
33. hendry ( 20/02/2004 15:11)
fijo, tsy hoe ireharehana akory ilay mampirafy na tsia fa efa misy fanazavana momba zay any @ ilay thème iny.
Fa marina kosa aloha ilay hoe: tsy hoe rehefa miaraka @ olon-kafa akory dia tsy tia ilay ao an-trano, tsy voatery.
Fa na zany na tsy zany, l´amour vrai attend e! zay mbola tsy nahita ny azy dia andraso fa ho avy eny ihany izy na ho ela na ho haingana.
Minoa fotsiny ihany!!!
34. fijo ( 25/02/2004 11:56)
io minoa fotsiny ihany io dia ratsy be fa ialao.
35. voahary ( 25/02/2004 19:11)
fa na mino aza anie mba mitady koa na de mijerijery sy mi-charme izay tiana no sady mba mivavaka ihnay ao am-po hoe iny ve???
Fa raha ilay tena hiandry maina aloha sarosarotra ihany eh
36. fijo ( 26/02/2004 09:50)
izay mantsy.mitady fa tsy mino fotsiny eo.
37. fetra ( 28/02/2004 17:53)
L'amour est à attendre.Sois patient
38. six ( 02/03/2004 12:46)
ka raha saanatria tsy tonga d aona?
39. fijo ( 03/03/2004 09:40)
dia avelao hiandry ao e.rehefa misy sipa tiana dia andraso izy no hikoty fa ahazo eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1546