kes ke vs pensez?

1. nirinata ( 10/02/2004 13:29)
l'amour vrai attend?
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:40
2. lema ( 10/02/2004 14:33)
non
3. tenio ( 10/02/2004 15:21)
N'importe quoi
4. nirinata ( 10/02/2004 15:39)
inn no nimporte koi @zany e?
5. donemaskit ( 10/02/2004 15:53)
l'Amour est patient
6. nirinata ( 10/02/2004 16:34)
zany mitsy anie lazaiko fa laziany sasany fa nimporte koi injay za!
7. fijo ( 11/02/2004 20:15)
amour nzaza izany ry zareo a.azafady,fa tena izay no izy.
8. jhouhlambout ( 11/02/2004 19:42)
Tena marina izany fa amour'nzaza.
Mba hanaprofo izany dia andraso ngé lé izy é? dé hahita ianareo
9. ttsiky ( 11/02/2004 20:35)
y'a pas d'amour éternel.C vrai qu'au début tu dis ça, mais au fur et à mesure que le temps passera ton amour diminuera
10. tenio ( 11/02/2004 20:41)
Je suis entièrement d'accord avec ttsiky, le temps et l'éloignement, ce sont les pires ennemis de l'amour.
11. xxx ( 11/02/2004 11:04)
io ry nga araka²ny ol an! nenareo kofa anie refa mitia tonga d tsy mipense hafa tsy ny anao ihany!d zay lazainareo anzany e!! sa tsy zany!

tsy misy kofa matanty mitsy io valinteny io mantsy! ka lazaina fa fitiavana zaza zany!!
12. rinakely1 ( 11/02/2004 12:36)
l'amour vrai tsy mi attendre fotsiny fa patient kou e!
13. ari.malala ( 11/02/2004 12:53)
Oui, l'amour vrai attend. tsy amourn'zaza izany fa izay ilay tena fitiavana, mahay miandry
14. nirinata ( 11/02/2004 14:33)
marina zany ry ari.malala an!
15. donemaskit ( 11/02/2004 17:53)
marina zany ry : xxxxxxx, Rinakely, Arimalala, Nirinata...

ny Fitiavan'Andriamanitra zao mandrakizay, dia zaza ve izy ?
16. donemaskit ( 11/02/2004 17:53)
... ho an'zay mino moa zany.
17. jhouhlambout ( 11/02/2004 18:17)
Andraso tsara an.....
Dé avy eo alefaso ao @ forum: "Vavolombelona" ny compte rendu.
18. fijo ( 12/02/2004 10:26)
ok rajhouhl.aza lany andro eo ampiandrasana ny tsy hoavy.
aza mampiditra an'izany antra izany radone,fa tsy mbola nisy nahita an'izany a.
19. xxx ( 12/02/2004 09:55)
za nefa efa nahita ary nahare tantaran'ol bdb! ary zao ry zareo sambatra b mitsy!
20. lema ( 12/02/2004 10:28)
ny olona dia mila fitiavana isanandro ka raha tsy eo lé olon-tiany dia mitady izany any @ hafa izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1075