LISITRA IZAY HO AVY @ RNS
1. ralay
(
10/02/2004 17:06)
Efa mandroso ihany ny fotoana satria ny 10/11 avril no fotoanan'ny RNS izay atao any VICHY ka amin'io fotoana io no kendretsika namana aty ivelany hihaonana voalohany ka mba omeo eto ny PS nareo izay sura fa ho avy amin'io mba ahafahanay manomana ny fihaonana. Koa dia misaotra mialoha antsika namana rehatra izay ho tonga sahady.
PS: Aoka mba tsy hisy vazivazy fa milaza ny pseudo-ny fotsiny no eto fa ny dinika dia ao @ FORUM FIHAONAN'NY GASY ATY AMPITA
PS: Aoka mba tsy hisy vazivazy fa milaza ny pseudo-ny fotsiny no eto fa ny dinika dia ao @ FORUM FIHAONAN'NY GASY ATY AMPITA
novalian'i oully ny 12/04/2004 20:09
2. sipagasy
(
10/02/2004 18:50)
Miarahaba é!
Izaho aloha dia ho avy any é! ndao daholo ry zareo ho any annn , na dia tsy tia fanatanjahan-tena aza nareo tsy olana fa ilay mba miaraka any no tsara é! sa ahôna hoy nareo???
Izaho aloha dia ho avy any é! ndao daholo ry zareo ho any annn , na dia tsy tia fanatanjahan-tena aza nareo tsy olana fa ilay mba miaraka any no tsara é! sa ahôna hoy nareo???
5. ralay
(
11/02/2004 16:54)
Salut rnej sy manova
Ny "RNS dia Rencontre Nationale Sportive" izany hoe fihaonana ara-panatanjahatena ho an'ny gasy aty Frantsa sy ny manodidina. Misy isan-taona izy io ka @ ty taona ity dia any Vichy no anaovana azy.
Vichy moa dia akaikin'ny Clermont Ferrand ary ny mampalaza azy dia ny ranovisy fanaovana cure thermale. Ataoko fa mamaly ny fanontanianareo ireo.

7. ralay
(
14/02/2004 15:00)
Tsy olana zay ipetrahan'ny tsirairay fa ny isan'ny olona ho vy fotsiny no tiako ho fantatra
9. ikaretsaka
(
18/02/2004 17:23)
mitondra sac de couchahe ry fijp dia eny @ pelousen'ny terrain de foot matory an
11. ralay
(
19/02/2004 18:04)
Ny hotely dia tsy misy intsony satria nalain'ny organisateur daholo ny hotely rehetra sy ny gite ka raha miaraka @ ekipa-na ville iray ianareo dia any @ CEN no mi-reserver hotel na trano hatoriana fa misy koa ny dortoire fa raha handeha irery na miaraka @ fianakaviana tsy manana ekipa dia tonga @ fitenenana hoe mi-debra ka mety koa io hevitry ikaretsaka io ho an'izay tovolahy matanjaka sy mahataty hatsiaka fa mbola mangatsiaka any @ io fotoana io.Izay tsy mahataty dia lavidavitra ihany vao mety hahita hotely fa tadiavo ihany @ net ny manodidina.
13. ralay
(
20/02/2004 12:40)
Salut
afaka manao ekipa-na boule ny namana raha mahaforona ekipa fa tsy olana izany. Mafimafy ihany aloha ny adversaire @ boule fa mikotrana tsara ihany an
afaka manao ekipa-na boule ny namana raha mahaforona ekipa fa tsy olana izany. Mafimafy ihany aloha ny adversaire @ boule fa mikotrana tsara ihany an
15. ikaretsaka
(
24/02/2004 09:41)
ra fijo no atao milieu rehefa boule dia na voitany aza ny pointeur sy ny tireur mba mety avotra ihany ka
17. eli
(
24/02/2004 20:38)
tsssss!! zay ranga tsy voaomana mialoha a!! dommage be ko zany!! @ manaraka e!