samy manja ny ho vadiko sy ny ho rafozako

1. tagore ( 10/02/2004 18:17)
Vao haingana ny fankahalalanay ary dia tonga dia hiroso @ raharaha ,ka teo vao tsikaritro fa hay ity mamany ity tena mbola manja ihany koa sady divorcée ary tena mihodina dia tonga teo ny fisainako hoe ny resaka maharitra miaraka amin'ny zaanany sa mba hi-roule mira
novalian'i xxx ny 30/03/2004 14:11
2. tagore ( 10/02/2004 18:21)
tohizako saha mba miroule miaka amin'i mama fotsiny dia avy eo mijery ny ho avy indray e! eritreritra tsy mandry ny ahy fa mba mila toro hevitra mi poince tsara ho ry zareo fa mafy izany tia !!!!!!!!!!!
3. sipagasy ( 10/02/2004 18:54)
Izany ve dia mba mety é! na ianao miaraka @ reniny dia ajanonao ny zanany na ianao miaraka @ zanany dia hajainao ny ho rafozanao fa tsy mety kosa izany sady reniny no zanany izany ééé!!! heritrereto fotsiny hoe ny reninao & ny anabavinao no misy manabatra dia ahoana hoy ny fisainanao???? mba mieritreritra & mandinika vao manaonao foana& miteniteny foana éééé
4. xxx ( 10/02/2004 19:34)
Andray kosa izany mba fisainanao! Ny biby aza tsy manao an'izany, mba olom-belona ihany fa aza mirefarefa fisainana ohatran'izany fa maharikoriko! Atao ary hoe ianao sy ny dadanao atambatry ny vehivavy 1 de aôna hoy ianao?!
5. shadow ( 10/02/2004 19:37)
Mba misaina ry zama fa tsy mety zany tianao hatao izany ah! Hajao le sipa fa raha tsy izy tsy nahita ny reniny enao.
6. tsila ( 10/02/2004 20:22)
Samy manja na .... kanefa na mamy aza ny amalona ny lelako tsy ataoko jono
7. kally ( 10/02/2004 20:41)
Miriariava tsara aloha,fa aza ampijaliana ny zanak'olona ary avelao koa ny renin'olona,sady izy angaha hanaiky anao?
Tsy tianao ny zanany matoa ianao taitaitra nony nahita hafa ka hajao ny fitiavany.
8. tenio ( 10/02/2004 15:04)
Tsy raharahako izany fa izay ifanarahanareo ao! rehefa tsy ny vadiko aloha no angalarin'ialahy dia tsy olana.
9. fijo ( 11/02/2004 20:19)
ialahy ratenio an.saro piaro.
izao ary e,kitiho aloha ilay reniny,raha mety soava dia letsy a.fa raha tsy mety dia miomana,votso droa .
10. xxx ( 11/02/2004 10:43)
Aza manao izany fa mba diniho tsara rahefa misy zavatra atao. Olombelona ianao fa tsy biby akory!
11. rinakely1 ( 11/02/2004 12:37)
nareo lélà reto wa tena hitoeran'ny vice mitsiny!
d rah manja ny mamany d vadinao koa zany no tinao tenenina ?
mba misaina wa @ fiainana fa on ne pt pas tt avoir ds la vie!
12. rnfano ( 11/02/2004 14:04)
Zoan'ilahy leisy ny manao izay tian'ialahy atao nefa tsarovy fa raha mamafy rivotra ialahy hijinja tadio
13. fijo ( 12/02/2004 10:27)
ka izay no ilazako hoe tsapao aloha,fa raha tsy tay atody.
14. ikaretsaka ( 12/02/2004 13:40)
iny indray ny tsu hitako... may motherf... daholo izany
15. fijo ( 13/02/2004 09:10)
ie,samy tian'i lery ko.aleo aloha hitsapa sao kosa mba mamokatra.
16. peluche ( 16/02/2004 14:29)
Asakasakao ihany io ry tagore,raha ohatra ianao ka vonona hilanja vokany aty aorina,diniho ambony ambany ihany aloha,samy mijinja ny hafafany hono avy eo
17. fijo ( 17/02/2004 10:48)
izay mihintsy.anjaran'ialahy no mahita hoe,mety hisy vokany tsara ity sa ahoana.
18. xxx ( 30/03/2004 14:11)
Tsy ny mangalatra akory no ratsy fa ilay tratra nangalatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5299