Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
lema
(
14/02/2004 12:54)
kilalaom-pitivana
afaka amoronana fitiavana ve ityt "forum" ity.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara....
suite
répondu par ikaretsaka le 03/04/2004 18:04
rnfano
(
13/02/2004 20:54)
mitady anciens étudiant(e)s en economie
Izahay promotion sandratra dia mieritreritra hanamboatra annuaires des anciens etudiant en economie sur le Net ka raha mahaliana anao dia antsoy ny telephone 0331285422 i M Fano .
Dia misaotra ny fia...
suite
répondu par xxx le 07/08/2004 20:40
lion
(
13/02/2004 18:52)
Midira eto izay vehivavy
Pour sa contre an lay Marque nike,puma,max elite,adidas reny ve nareo vehivavy?
Dia aza hatao xxxx ...
suite
répondu par kitjo le 01/04/2004 16:10
jhouhlambout
(
13/02/2004 18:27)
Inona ny fika?
Ahoana ny fomba fangatahana
3 ème chanche rehefa nahazo 1 sy 2 è chanche?...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 09:31
jhouhlambout
(
13/02/2004 18:17)
Saint Valentin
Ho an'ireo Val rehetra, nanahoana ny fetinareo?...
suite
répondu par fijo le 25/02/2004 11:16
jhouhlambout
(
13/02/2004 17:55)
Ilay Finoana matanjaka!
Zay rehetra manana azy, hono, dé ho sambatra.
Inona ny hevitrao @ zany?...
suite
répondu par fijo le 18/02/2004 10:47
123
(
13/02/2004 16:47)
Lehilahy
Ahoana ny hevitrareo ny momba ireny lehilahy mitady lehilahy ireny?...
suite
répondu par six le 07/04/2004 06:52
vegas
(
13/02/2004 16:42)
Ty vao tena resadehilahy...
Hono hoa ry zalahy akama isany. Za lety ra vao tsy manao elaela de henoko otrany miamavesatra zany ny voniny a. De velompanontanina aho hoe otran'izany daolo ve ny kôfa rehetra sa za rery? Firy andro...
suite
répondu par ikaretsaka le 13/03/2004 12:51
ikaretsaka
(
13/02/2004 16:37)
valintenin'ankizy
Ireto misy Valintenin'ankizy nanontaniak. sady hihomehezana no tsara heritreretina.
fanontaniako voalohany : Inona ny tsara, Celibataire sa manambady?
Dia hozizy Ilay Rondro izay hoe ho an'ny ...
suite
répondu par six le 03/03/2004 13:06
samoina
(
13/02/2004 15:36)
RATSIMANDRAVA
Misy mahatadidy ve ireo kalokalo mampiady rima niforona vokatry ny famonoana ny Kôlonely Ratsimandrava ?
Ohatra iray:
" Nidona moramora
ny teny Antanimora
nan'etotr' isan'ora
ny kapiteny Bora.....
suite
répondu par ramoul le 05/04/2004 14:28
lanto
(
13/02/2004 11:55)
hanao hira sa hanao tsianjery ?
Mahita an'ilay aminà atsy amin'ilay tononkalo mampihomehy aho, dia nieritreritra hoe nahoana moa raha angonina eto ireny hiran-jaza (comptines) sy lalao gasy ireny e ? ohatra hoe : raosy jamba, nanka...
suite
répondu par lanto le 23/05/2004 18:04
vegas
(
13/02/2004 09:31)
Tsy mirevy bandy mianahana ny sipa!
Marina ve io ry zareo? inona ny antony ra tena marina tokotrany?...
suite
répondu par fijo le 10/03/2004 11:14
tambatra
(
13/02/2004 09:17)
Finoana
Mino aho fa misy dia izay fotsiny no tiako ho lazaina....
suite
répondu par Aivon le 10/09/2025 07:55
xxx
(
13/02/2004 09:05)
NY ANJELY IHANY NO MIDITRA ETO
Mitady Anjely Ho Safosafona....
suite
répondu par anjelimbonikazo le 07/07/2004 03:51
fijo
(
11/02/2004 20:11)
sipa vazaha sy gasy.
inona no hitan'ialahy isany fa mampiavaka ny sipa vazaha sy gasy?...
suite
répondu par fijo le 01/06/2004 21:26
naps
(
11/02/2004 19:56)
enao v mino
enao v mino fa ny fitiavana eo @ lahy sy ny vavy mety haharitra( amitié)...
suite
répondu par kitjo le 19/03/2004 17:05
naps
(
11/02/2004 19:54)
ny fitiavana olona 2 samy hafa
"misy ve ny fitiavana ra mitia olona miotra ny iray"...
suite
répondu par jhouhlambout le 08/04/2004 07:26
xxx
(
11/02/2004 19:47)
ndao ry reto hihaona a!
ndao ry reto hihaona fa sika miresaka nefa tsy mifankahalala akory a...
suite
répondu par booboo le 01/07/2004 11:49
hendry
(
11/02/2004 18:28)
chantage
Amin´ny mahampinamana dia tsy nihafahafa aho nitantara t@ ilay meilleur ami-ko ny momba ahy rehetra. Misy zavatra notantaraiko azy ary nofeperako izy tsy hilaza zany @ ilay sipako satria hampiady ana...
suite
répondu par fijo le 14/04/2004 19:58
kally
(
11/02/2004 16:27)
Raha vao dila ny 20 taona...
Dia toa lasa mandeha tokana daholo ny ankamaroan'ny olona ary sahirana vao mahita olon-tiana izany.Mahagaga!satria na ny lehilahy na ny vehivavy samy sahirana daholo.Na tsara tarehy,na ratsy tarehy n...
suite
répondu par pitchou le 23/03/2004 16:37
