Finoana

1. tambatra ( 13/02/2004 09:17)
Mino aho fa misy dia izay fotsiny no tiako ho lazaina.
novalian'i Aivon ny 10/09/2025 07:55
2. fijo ( 13/02/2004 16:44)
izaho indray mino fa tsy misy dia izay fotsiny.
3. bice ( 13/02/2004 18:13)
za ndray mino fa matory isan-kalina
4. tambatra ( 13/02/2004 18:22)
Fijo ve mino fa tsy hitan ny olona?
5. donemaskit ( 13/02/2004 17:49)
fisiana = existence

za koa mino fa misy
6. fijo ( 17/02/2004 11:42)
za tsy mino ny fisian'izany andriamanitra izany.resaka ka atao izany.
7. sanjana ( 09/04/2004 17:30)
avy aiza ary ianao e?

tongatonga ho azy ve za klou mino fa tena misy Andriamanitra
8. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:13)
arakaraka ny finoanao io.. tsy misy diso
9. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:35)
samabatra izay mino...
10. Azrael666 ( 20/10/2023 17:33)
Mbola misy ve Fijo?
11. jhouhlambout ( 28/08/2025 13:42)
Efa ela be ity resaka ity, saika tsy tadidy raha tsy nisy "notification" tonga t@ mailaka
12. Azrael666 ( 04/09/2025 18:21)
Andao tohizana ilay resaka: za mino an'Andriamanitra satria tsapako ny fisiany. Nanamafy ny finoako ireto zavatra ireto, izay mba anasako antsika hi-google kely: ny tantaran'ilay "immortel" Maharishi de Kailash any Hymalaia izay efa 400 taona tsy mbola maty hatramin'izao, ny amin'i Akiane Kramikri ilay tovovavy Amerikana "telétransporté" tany am-paradisa tamin'ny 2003 ka nanao ilay hosodoko mahagaga hoe "the Prince of peace". Mino aho, ary mitaona am-pitiavana antsika rehetra hino an'Andriamanitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0949