Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lanto, milahatra araka ny daty
lanto ( 18/11/2007 10:32)
Za manosika
Ho antsika eto Toamasina sy ny manodidina : http://www.dailymotion.com/video/x3htvc_za-manosika-7-le-30-novembre-2007_music... tohiny
novalian'i ravl ny 20/11/2007 11:54
lanto ( 19/10/2007 06:30)
Hatraiza ?
-ny lainga mety ho vitanareo eto am virtuel ? ndao hatao hoe eto am serasera mihitsy ? resaka taona ? resaka hoe manambady sa tsia ? resaka fitiavana (mody tia na tsy tia) ? resaka faripanana na farip... tohiny
novalian'i lanto ny 22/10/2007 19:29
lanto ( 12/09/2007 17:27)
tsunami ???
Nahazo phone avy any mada zah manontany fanampim-panazavana, hoe misy tsunami hono ? Izay mba manana vaovao farany ?... tohiny
novalian'i rajozy ny 29/01/2009 08:12
lanto ( 05/09/2007 09:53)
Ndao hohiraina...
Ny pseudo-an'ny namana ato e ! Nahita an'i hariL manko aho de lasa nihira hoe : HariL atra ianao ka nandao........ tohiny
novalian'i lanto ny 28/10/2007 08:55
lanto ( 02/09/2007 10:03)
surpise parti Nice
Nahafinaritra ny fihaoana ankelakelantrano t@ ireo namana serasera vitsivitsy teto Nice sy Marseille, mbola ho avy eo ny sary sy ny commentaire :) tsy nisy dite fa glace indray fa nafana loatra ny an... tohiny
novalian'i Ralay ny 28/10/2007 16:42
lanto ( 01/06/2007 13:45)
Top bizoroka volana Jiona
Mba fanirian'ny tenanay ny ho "top" :lol: amin'ity volana ity, koa miangavy izay tsara sitra-po mba hanome e! Aiza ve dia i Ftma foana :-p :-p :-p Dia efa ity ny valiny an : :-* ... tohiny
novalian'i sympa ny 22/06/2007 15:57
lanto ( 16/04/2007 14:31)
Sady bogosy no soplesy :-p
Iza nareo mahavita ohatr'ity ranamana ity ? [img]http://static-02.dailymotion.com/dyn/preview/160x120/482890.jpg[/img] http://www.dailymotion.com/relevance/search/incroyable%2Bmais/video/xaclm_... tohiny
novalian'i infinity ny 20/04/2007 10:07
lanto ( 04/04/2007 11:47)
omeko 2segondra...
Tsy dia hoe mitady maika le tonony aho fa sendra nandalo tao an-tsaiko ity hira ity, misy hoe : Orokoro'olon-tiana sy tia lery e Omeko roa segondra ianareo.... Asa raha izay marina le tonony,... tohiny
novalian'i lanto ny 05/04/2007 06:46
lanto ( 01/04/2007 10:59)
Mbola tsy mora (rbk)
Inty hoe ry zareo mba ahitsio sy fenoy : [i]Misy afo mivaivay Izay mba tokony hovonoina Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao Fo manam-pery anankiray Mba iriko raha tsaboinao Nampijaly ahy... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 19/04/2007 21:03
lanto ( 12/11/2006 19:29)
Trano bongo
Misy hira misy trano ireto ohatry ny tonga ato an-tsaiko foana nefa tsy mety tadidy tsara ny tonony, ny mpihira koa 1- 'lay misy hoe [i]Trano bongo kely iray tazana ety Trano bongo kely iray manin... tohiny
novalian'i lanto ny 13/11/2006 15:43
lanto ( 23/07/2006 07:40)
Hira tsy fantatra ny mpihira azy
Manahoana daholo Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=903... tohiny
novalian'i lanto ny 16/08/2006 07:53
lanto ( 09/07/2006 09:08)
Manga ny resaka
[11:43] * Angie mahita fa efa antitsa wa zidane lol tsy bogosy tsony [11:43] runo tsy menatra mitsy zah manohana azy fa mitovy zahay [11:43] *** Blue_champion (...) entre sur #serasera [11:44] A... tohiny
novalian'i fasaly ny 10/07/2006 03:46
lanto ( 08/07/2006 14:54)
fahazaran-dratsy
fahazaran-dratsy manoratra sms sy manafohy teny ao amin'ny tsaty ve, fa dia misy mampiaiky mihitsy ny fomba fanoratr'ireo olona mandefa tonon-kira :) Omeko anareo ny patipatiny : [i]Lohateny : étr... tohiny
novalian'i ja ny 09/07/2006 18:41
lanto ( 30/03/2006 10:32)
mpihira xxx ao am RVG
Misy hira maromaro misy titre fa tsy misy mpihira ao am RVG. http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=xxx Raha sendra misy hainao dia mba lazao eto ange hanitsiana azy e! Misaotra mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2006 11:41
lanto ( 25/03/2006 11:30)
Fantampataro
Nanao fifaninana hiditra mpiasa amin'ny rano sy ala ity ranamana ka tafita hatreo amin'ny adina am-bava. Nony tonga ny anjarany dia nampidirina tao amin'efitrano feno sarim-biby eny amin'ny rindrina.... tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:14
lanto ( 26/02/2006 14:44)
inona ary izany
Zavatra kely miaka-midina ?... tohiny
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:32
lanto ( 15/02/2006 12:48)
Sosisin'i Lita
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ? Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D... tohiny
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 19:20
lanto ( 17/08/2005 12:43)
Izay nahafinaritra anao ?
Iza no mpanoratra mba mahafinaritra anao tao amin'ny vetso ? Ny antony ? Mba zarao aminay hoe sy izay tononkalo mba nanaitra e ! Azo atao koa hoe inona no tsy dia tianao tao :-) ... tohiny
lanto ( 14/06/2005 08:53)
Ndao indray eeee
Tapaka ny resa-be :( very i jean :( tsy hita le fohy kely :( Nanjavona le maintso kely nitsingevana :p Avoahy njay rangah ny manaraka a ! Dia ho lany morse ve ny troupe soliden'ny kimémé ? :-... tohiny
lanto ( 27/05/2005 13:24)
manova resaka...
Ndao hovaina ny resaka ! [u]Hanome fehezanteny iray aho, dia izay manaraka eo manova teny [b]iray[/b] ao anatiny. Aoka mba hasongadina tsara ilay teny vaovao :)[/u] Mety ho hitantsika eto hoe ahoa... tohiny
novalian'i dadabe ny 02/07/2005 13:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0273