inona ary izany

1. lanto ( 26/02/2006 14:44)
Zavatra kely miaka-midina ?
novalian'i Veloo ny 28/02/2006 17:32
2. pissoa ( 26/02/2006 14:53)
Inn zany ry lanto? :roll::roll:
3. lapino ( 26/02/2006 14:54)
lelon-jaza?
4. Fiffi ( 26/02/2006 15:16)
inona ary zany re eh! :roll::roll:
5. pissoa ( 26/02/2006 15:35)
Ngah ny lelon-jaza kely ry lapino :roll::-D:-D:-D
6. watafon ( 26/02/2006 15:42)
PETIT POIS ao anaty ascenseur !!!:-D:-D:-D
7. sipagasy ( 26/02/2006 17:01)
tsy hay kleee
8. Veloo ( 26/02/2006 17:32)
parasy:roll:
9. lanto ( 26/02/2006 18:07)
io efa tsatsan'i watafon tany anaty ascenceur io le valiny :lol:
10. Veloo ( 26/02/2006 19:10)
ny parasy ko afaka miditra ao @ ascenseur knou
11. Fiffi ( 26/02/2006 19:17)
:-D
12. vancleef ( 26/02/2006 20:10)
Ny an'i watafon dia Zavatra kely, maintso miakatra-midina ary ny ny an'i Veloo ny parasy tsy zavatra fa zava-miaina. Hi hi hi
13. vancleef ( 26/02/2006 20:13)
Rehefa tsy adika tsara ange ilay hatsikana dia very ny heviny ê.
Qu'est-ce qui est vert, petit et qui monte et qui descend
14. Veloo ( 26/02/2006 20:36)
vancleef=))=))=))
15. akamatiana ( 27/02/2006 00:23)
:roll:
16. sasa ( 27/02/2006 04:00)
lanto, in no valiny e?=))=))=))=))=))=))
17. watafon ( 27/02/2006 05:46)
wééééééééééééééééééééééééééééééééééé !!!!
vancleef, k na tsy asiana maitso aza d efa miaka-midina fôna io refa ao anaty ascenseur e!!!!
18. pissoa ( 27/02/2006 05:54)
Dain, jejo be wata kle :-D:-D:-D
Fa =D=D=D alou na izany aza e

Asio manaraka hamaliako azy oooooo :roll::roll:
19. sasa ( 27/02/2006 10:40)
:-D:-D:-D:-D
20. kala ( 27/02/2006 11:40)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.065