inona ary izany
21. mamzelkely
(
27/02/2006 11:49)
tanjemo aza ty ts hain pissoa :-D aleo mba ataoko teny frantsay rangah fa ela lôtra ra atao traduction:
qu'est-ce qui est jaune, qui est petit et qui est très dangeureux??? 8) aleo hazava fa ts reto smiley bdb reto aa8)
qu'est-ce qui est jaune, qui est petit et qui est très dangeureux??? 8) aleo hazava fa ts reto smiley bdb reto aa8)
23. rafozanasket
(
27/02/2006 16:46)
Siligaoma niraikitra teo amin'ny vodiny tarzan!!:lol::lol::lol:
26. Herimiafina
(
27/02/2006 17:22)
Tsy mahay teny frantsay kou no mbola tafavoka an'i Dago ihany? hehehehe=))=))
27. pissoa
(
27/02/2006 17:25)
Oudry, fa angaha tsy maintsy mahay teny frantsay?
Mandeha sambo dia tafavoaka foana kou :roll::roll:
Mandeha sambo dia tafavoaka foana kou :roll::roll:
32. Herimiafina
(
27/02/2006 17:38)
Inona no tianao hambara? Charly - India - Alpha? hehehehehe=))=))
39. Herimiafina
(
27/02/2006 18:02)
Fa tsy maintsy mameno taratasy marobe teny Frantsay be mahintsiny de mandalo interview teny frantsay e! :-D
