inona ary izany

41. Herimiafina ( 27/02/2006 18:07)
Fa miaraka amin'ny passipaoro feno teny Frantsay manambara ny maha-zanatany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
42. pissoa ( 27/02/2006 18:11)
An3 wa =))=))
43. watafon ( 27/02/2006 18:18)
mamzel, sinoa kely !!:wink:
pissoa, mahay v tsy izesta e! :-D:-D:-D
44. pissoa ( 27/02/2006 18:40)
Dia mbola novalian'i wata indray ilay hoe zah no mamaly azy :(:(:-D:-D:-D
45. Veloo ( 27/02/2006 18:42)

oy i vancleef oe:
Ny an'i watafon dia Zavatra kely, maintso miakatra-midina ary ny ny an'i Veloo ny parasy tsy zavatra fa zava-miaina. Hi hi hi

ka ny parasy anie nanao akanjo maintso e:-D:-D:-D
mitovy ihany zany.=))=))=))
mamzel a ny anjy? microba mavo2 :-D:-D:-D
46. watafon ( 27/02/2006 19:09)
pissoa , d mbola wéééé iany e! :-D:-D:-D
vancleef, nenà wa tsy zavatr kely maintso zany ary tsy miaka-midina !!!!:twisted::-D:-D:-D
47. Veloo ( 27/02/2006 19:11)
wata tezitra ny hafaran-njy :-D:-D
48. vancleef ( 27/02/2006 19:33)
watafon >
vancleef, nenà wa tsy zavatr kely maintso zany ary tsy miaka-midina !!!!

Efa nolazaiko hoy ahy hoe maintso satria ny petit-pois maintso indindra rehefa surgelé :D Raha tsy izany ny valiny ny hatsikan'i lanto mety hoe tain'ankoho na fantsika na paingotra na bokotra na mégot na izay zavatra kely rehetra ao anatin'ny ascenceur =))
49. akamatiana ( 27/02/2006 19:55)
pissoa kay njy ilay sipa manja kely tafaraka tamiko ande ho aty iny :-D:-D de le samy nidànaka tsika sy njy !!
50. vancleef ( 27/02/2006 20:34)
Veloo>Te hahita an'ilay parasy kelinao maanao complet maintso izany aho :D . Tsy ilay parasy ange izany ilay izy fa complet maintso an'ilay parasy ê ! Mba mananihany fotsiny aho ê
51. Veloo ( 27/02/2006 20:44)
=))=))
52. pissoa ( 28/02/2006 04:00)
Akama, aza tenitenenina hoe manjakely zah fa ngô de misy loza be eto kle :°):-D:-D
53. akamatiana ( 28/02/2006 04:07)
pissoa>> ka la verité manaraka io akaikiko io de vodaka zah ra mandenga kou!!:-D:-D kay zay le nafantarako anjy tamn'iny kou !! zah mbola tsa nakopy we i pissoa :wink::-D
54. kala ( 28/02/2006 05:21)
tsy maharaka tsony fa lasam-borona fotsiny de :-D:-D:-D:-D:-D
55. watafon ( 28/02/2006 05:33)
pissoa manjakely an !!!(l):-D:-D:-D
56. mamzelkely ( 28/02/2006 07:17)
wata< diso nao fa ts sinoa kely zany :-D:-D

pissoa< ts haiko aky ny mandika an'io am teny gasy a:roll: mhhhhh: inn aza ny zavatra kely mavomavo nefa tena mampido-doza zay de valio amizay vô ts mamaly eo de beudy lazaiko am service des migration we misy clandestin ao ooo:-D:-D:-D
57. watafon ( 28/02/2006 07:29)
mamzel, inn ary fa afa-po za e!
58. lanto ( 28/02/2006 07:33)
afa po kou e
59. pissoa ( 28/02/2006 10:24)
Zay ny anjy ry Akama fa manjelanjelatra be ny fon'i Watafon (l):-D

Sao dia teniteny foana io ry mamzel :roll::roll: Sady zah angaha matahotsa na alazan-jy aza eeee :-D:-D:-D
60. lanto ( 28/02/2006 10:31)
vancleef:

watafon >
vancleef, nenà wa tsy zavatr kely maintso zany ary tsy miaka-midina !!!!

Efa nolazaiko hoy ahy hoe maintso satria ny petit-pois maintso indindra rehefa surgelé :D Raha tsy izany ny valiny ny hatsikan'i lanto mety hoe tain'ankoho na fantsika na paingotra na bokotra na mégot na izay zavatra kely rehetra ao anatin'ny ascenceur =))




Ie mety tsy ampy le fanontaniana , na zany aza raha vao tsy ao le "petit" de tsy valiny.
petit parasy mety valiny koa (njinja raha manao palitao maintso izany).


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0111