Ndao indray eeee
1. lanto
(
14/06/2005 08:53)
Tapaka ny resa-be :( very i jean :( tsy hita le fohy kely :( Nanjavona le maintso kely nitsingevana :p
Avoahy njay rangah ny manaraka a !
Dia ho lany morse ve ny troupe soliden'ny kimémé ? :-D dadabe :@ veloo =)) yonika:-w
sasa, rurik, aristika, sonwin, ari.malala, sns sns...efa hanangana birao :)
Avoahy njay rangah ny manaraka a !
Dia ho lany morse ve ny troupe soliden'ny kimémé ? :-D dadabe :@ veloo =)) yonika:-w
sasa, rurik, aristika, sonwin, ari.malala, sns sns...efa hanangana birao :)
novalian'i yonikafopl ny 11/07/2005 08:45
3. sonwin
(
14/06/2005 14:57)
tena tsunami iny fahatapahana iny klé:(, mila mana-maina mitsy fa gaigy be:@, ary tokony asiana sary kely le lena koa nge fa ts maina ihany e:@
5. lanto
(
14/06/2005 15:13)
saika hanao tondradrano aho handena fa tsy mety le sary kely sniff rapitso e ! :p
6. yonikafopl
(
14/06/2005 15:25)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii
za ty no tena voa doubla kleeeee, ny vady lasan'ny sasany, ny resaka nandaniana ny hehy rehetra lasan'ny tsunami :cry::cry:
tena tsy maintsy hoe hanamaina ihany ny hiafarako kleee:@:@:@:@:@:@:@
za ty no tena voa doubla kleeeee, ny vady lasan'ny sasany, ny resaka nandaniana ny hehy rehetra lasan'ny tsunami :cry::cry:
tena tsy maintsy hoe hanamaina ihany ny hiafarako kleee:@:@:@:@:@:@:@
7. iartistika
(
14/06/2005 16:13)
8O,oay lé! tena i bebe ve io???:-D,fa lasan'iza njay ny vadinareo lé??8)8),:@:@:@:@
8. yonikafopl
(
14/06/2005 16:20)
iartistika:cry::cry::cry::cry: lasan'i lanto eeee
Za manambara aminareo fa i lanto efa hatrizay ka hatrizao dia rafimalalako fona :cry::cry: rafy fidele
!amour bebe dadabe ??????????????:?::?:
Za manambara aminareo fa i lanto efa hatrizay ka hatrizao dia rafimalalako fona :cry::cry: rafy fidele
!amour bebe dadabe ??????????????:?::?:
9. dadabe
(
14/06/2005 16:21)
zay minono klou fa gravy le tsunami:@:@:@:@:@:@
de atsangano ny birao e,aza adino welie ,mamzelkely ,pissoa,mifenty ,mishou inona ary ty le:-@
de atsangano ny birao e,aza adino welie ,mamzelkely ,pissoa,mifenty ,mishou inona ary ty le:-@
11. lanto
(
14/06/2005 16:46)
ka raiketo ary ny fifidianana refa komplé ny avant e !
zah mandrotsaka an'i yonika ho sekiretera aloha handray naoty :-w
zah mandrotsaka an'i yonika ho sekiretera aloha handray naoty :-w
12. yonikafopl
(
14/06/2005 16:55)
lanto hihihi de aleo dadabe no direktera de njy sekretera faharoa :wink:
13. Veloo
(
14/06/2005 18:54)
yonikafopl =))=))=)) mety retsy a.. efa te-hiaraka mafy i lanto sy ra dada retsy a...
sonwin a so ihany fa mbola tsisy orohoron-tany kle raha tsy izany lasa doly isika rehetra =))=))=))
sonwin a so ihany fa mbola tsisy orohoron-tany kle raha tsy izany lasa doly isika rehetra =))=))=))
15. yonikafopl
(
14/06/2005 21:50)
he he he eo de faly eo le rafimalalako tssss:evil:, tsy hamelako njy na kasoka aza kle :-P
16. sasa
(
15/06/2005 04:27)
za aloha tena nalahelo mintsy tamin'iny tsunami iny klé:oops::oops:, atsangano izany le birao klé:P
20. yonikafopl
(
15/06/2005 06:07)
fijo sasa, tena lasan'ny pata be less de tsy misy azoko atao kleeee:cry:
