Ndao indray eeee
23. lanto
(
15/06/2005 07:02)
yonika> misaotra annjy maka naoty an !
D kalam oua njy fa inn ary ty !!! ny hasambaran'i dadabe no tadiavina :)
iristika> hendry tsara hoy dadabe !
D kalam oua njy fa inn ary ty !!! ny hasambaran'i dadabe no tadiavina :)
iristika> hendry tsara hoy dadabe !
25. sasa
(
15/06/2005 07:38)
iartisika in no ITA be lesy an
Yonika hain-dry moa le fitenenana hoe AZA MAHARITRA ELA LOATRA FA REHEFA MIVERINA TIAKO IHANY, teneno an'io i dadabe akia fa mody ho azy iny an
Yonika hain-dry moa le fitenenana hoe AZA MAHARITRA ELA LOATRA FA REHEFA MIVERINA TIAKO IHANY, teneno an'io i dadabe akia fa mody ho azy iny an
26. rurik
(
15/06/2005 10:51)
sady dadabe anie tsy mahafoy e! hitako manaramaso foana :/:/.
dia ahoana ry reto le voty an:wink:
dia ahoana ry reto le voty an:wink:
28. yonikafopl
(
15/06/2005 22:54)
sasa hummmmmmmmm hevitra mety iny anao iny kleeeee, njaso fa andramana.
lanto hihih le mizarazara be ve ny fony no mahasambatra an'i dadabe aky? soa lahy de vao maika hampaha lasa adala azy
rurik hihihih zany ve aky???
Fidio dadabe ho Filoha
za yonikahihihih mahazo manao volontiere an sady efa natolotri lanto ihany mou sekretera hono eeee
lanto sekretera faharoa
iartistika sy rurik Mpitambola

29. dadabe
(
16/06/2005 04:15)
:-w:-w:-w: bebe io eo:@ humm nefa lanto kounkou eo:-w,any ambadika any kounkou tsy hay :-@
hummm ho sarotra ny fandidina kle:@:@:@:@:@:@:@
hummm ho sarotra ny fandidina kle:@:@:@:@:@:@:@
36. yonikafopl
(
16/06/2005 09:33)
dadabe re Razah ooo, ary so de matanjaka kounkou Razah kalou??:roll:
37. lanto
(
16/06/2005 09:37)
hahahahhahahha
Miantsampy amin-kazo tsy fantatra ilay rafiko no niafarany fa mi-dezespa lol
zah klou de hiady hatram farany e! zay maharitra vadin'i dadabe io :p
Miantsampy amin-kazo tsy fantatra ilay rafiko no niafarany fa mi-dezespa lol
zah klou de hiady hatram farany e! zay maharitra vadin'i dadabe io :p
38. yonikafopl
(
16/06/2005 09:52)
hahahahahahaahahahaha
za mba manontany raha matanjaka izy kou, sady dadabe ihany niteny any ambadika any we bogosy hono izy io kouuuu:roll:
ka mandehandeha manary ny tsy zakany any wa dadabe fa miverina aty amiko foana ny hiafaran'iny fa njy ve awona eeee=))=))=))

39. sonwin
(
16/06/2005 11:09)
sasa> tsy izay leisy e, fa hoe AZA MAHARITRA ELA LOATRA FA REHEFA MIVERINA ASIAKO IHANY
o ry baina a, ITA marina klé
o ry baina a, ITA marina klé