Top bizoroka volana Jiona

1. lanto ( 01/06/2007 13:45)
Mba fanirian'ny tenanay ny ho "top" :lol: amin'ity volana ity, koa miangavy izay tsara sitra-po mba hanome e! Aiza ve dia i Ftma foana :-p :-p :-p
Dia efa ity ny valiny an :
:-*
novalian'i sympa ny 22/06/2007 15:57
2. xxx ( 01/06/2007 13:54)
ao ary bizz de meko:*:*:*
3. tess ( 01/06/2007 13:55)
eny ary fa dia harotsaka tanteraka ho anao ry lanto ny bizoroka efatra tahiriko amity vola jiona ity:wink:
4. ari.malala ( 01/06/2007 14:36)
meko bizoroka ky ndry Lanto a ;)
5. kelly13 ( 01/06/2007 14:44)
nenà ankia 2 fotsiny ny tahiry bizoroko a, tsy afaka manome za an :)
6. tslem ( 01/06/2007 15:06)
mba handray anjara koa zany tenanay e :wink:
:-*:-*:-*:-*:-*
7. Stretch ( 01/06/2007 15:38)
fa inn ny projet ?
atao inn ilay bizy refa top :{


:*
:*
:*
:*
:*
:*
:*
:*
:*
:*
:*
TOP = LANTO
8. dreamm ( 01/06/2007 16:24)
:roll:
9. lanto ( 01/06/2007 16:25)
Misaotra anareo zay efa nanoina ny antso an !
stretch : mba atao sovenira re e ! 8)
i xxx mbola tsy nanome :-p
10. dreamm ( 01/06/2007 16:27)
ao fa izaho koa izany mba hanome iray!:roll:
11. diamondra27 ( 01/06/2007 17:00)
:lol:

inon ny fikan-jy ry ftma a!
12. kelly13 ( 01/06/2007 17:01)
diamondra27>nga misy fika? za kou mila spapa :°)
13. lanto ( 01/06/2007 17:30)
diamondra> ity fikako ity tena mandaitra :-)
14. rush ( 01/06/2007 18:00)
ireny fa lasa e!
15. lanto ( 01/06/2007 18:09)
Ouééééé tena manja mitsy nareo an !!!
8):-*
16. ftma ( 01/06/2007 18:59)
Mba fanirian'ny tenanay ny ho "top" amin'ity volana ity, koa miangavy izay tsara sitra-po mba hanome e! Aiza ve dia i Ftma foana
tsssss :twisted: tak'izay za tsy nanome anjy aiza ve za nanome be de be anjy indray no ... ho hitanjy eo fa ho avy daholo ny fan club-ko :wink:
inon ny fikan-jy ry ftma a!
diamondra27 mampiresaka ao @ chat akia dia lasa mahazo be de be an :D tsy madaitra io fikan'i lanto io :-D
17. diamondra27 ( 01/06/2007 19:24)
mila mividy aloha tonga de mahazo 10 be zao raha ohatra ka e!:wink:
:-*:-*
18. ftma ( 01/06/2007 19:41)
diamondra27 hafa ihany ilay omena ko :lol:, raha mividy anie tahiry no mitombo fa tsy ny isan'ny azo e
19. lanto ( 01/06/2007 20:08)
alloooo allloooo mbola mandray bizoroka zah an ! (l)
ftma> efa lasako ny fans-anjy :-p
20. cutie ( 01/06/2007 20:46)
tsy afaka mandefa za
fa tsy haiko we lasa aiza ny tahiry biz oroka koa lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675