Top bizoroka volana Jiona

21. wooda ( 02/06/2007 02:55)
lanto-> :* :* :* :* :* :* :* :* :wink:
22. Stretch ( 02/06/2007 04:38)
zany ny konkiransy fa mandefa sarisary :°)
23. ftma ( 02/06/2007 07:49)
cutie ao ihany fa tsy misoratra fontsiny :wink:
wooda hafa ihany ela hoan :-*
lanto: ny fan-ko tsy lasanjy izany :wink:
24. diamondra27 ( 02/06/2007 10:54)
ftma: hay ve e!aleo tokoa izany mahazo konou

za ary zao ve de mba nahazo sa tsia?:?:
25. kelly13 ( 02/06/2007 14:46)
i ftma ndray klou zao no mi-mène, d miandry ny défense n'i lanto zany zao. iza iany no haharesy? ho hitatsika eto ny valiny afaka 28 andro :°):wink:

manao arbitre za io :-D
26. Fiffi ( 02/06/2007 15:27)
lanto:
alloooo allloooo mbola mandray bizoroka zah an ! (l)
ho avy tsy ho ela......en attendant.....:-*:-*:-*:-*


27. wooda ( 02/06/2007 17:24)
lanto->nena koa tsy ho ela @le ... :oops:

fa eo ampiandrasana de toy izao no mahazo ana! tena sérieu ! :-D:-D merci @nareo z nandefa bizoux :*

28. kelly13 ( 02/06/2007 17:36)
hay tokou i wooda ny top biz'oroka @ lhl, mmhhhh!!! milay e :)
29. cutie ( 02/06/2007 18:15)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 02-06-2007 09:49:19
Lohateny : Re : Top bizoroka volana Jiona
cutie ao ihany fa tsy misoratra fontsiny

fa manin no tsy misoratra?
Ka refa cliquer-ko le we handefa biz oroka de tsy miny n'in nin mipoitra koa. De tsy afaka mandefa za zao :oops:
30. wooda ( 02/06/2007 18:41)
cutie->:-D:-D:-D:-D (l)
31. cutie ( 02/06/2007 18:44)
wooda manin:roll:
32. wooda ( 02/06/2007 19:23)
cutie> ka za aza tsy mahay we firy ny tahiry tavela ao @le bizoroka ananako!

ty dedicace @le (l)

33. cutie ( 02/06/2007 19:27)
wooda
hay ve mitovy ihany zany isika.
Za fanina mitsy @ ty site vao2 ty,aleoko ihany le taloha:cry:
34. cutie ( 02/06/2007 19:34)
wooda
ary iza koa reo be lokomena reo lol
35. wooda ( 02/06/2007 23:27)
cutie> na za aza mbola mizatra!

ary aiza ze lokomena eo? sa za no jamba??

kiss
36. lanto ( 03/06/2007 06:52)
wooda> mirehitra be le kouera :-)
cutie> lany zany ny tahiry matoa tsisy nin nin
Mihetsiketsika ny club de fan an'i ftma :-( , iza nareo mba ho fan-ko ? :wink:
37. Fiffi ( 03/06/2007 07:30)
lasa 2 fotsiny sisa le tahiry :(:( fa na izany aza an ....hummmmm.......fa nisy inona akia ry Lanto ? :-$
38. Fiffi ( 03/06/2007 07:44)
(tokony mba lazain'i ftma kosa ny ekipany hoe ndao mba i Lanto indray no atao top :-D:-D:-D:-D)
39. lanto ( 03/06/2007 07:49)
Fiffi> merci an !
ie efa miantso ny ekipan'i ftma zah io! :lol:
40. Fiffi ( 03/06/2007 07:51)
Lanto: sady fetin'ny Reny hihihihihi:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1853