Top bizoroka volana Jiona

81. ftma ( 06/06/2007 17:10)
lanto: tsy maninona njy farany fa za voalohany :-*
82. xxx ( 07/06/2007 14:50)
aza miady wa
83. ftma ( 07/06/2007 16:38)
xxx tsy maintsy miady vao mifakatia ko izany moa lanto cherie ooooo :-*
lasa tsy hita intsony lanto
!seen lanto :wink:
84. lanto ( 07/06/2007 17:48)
ftma> mandalo eo ihany zah kou! manisa ny bizoroka azo :-D

xxx:

aza miady wa


aleo marina tondé mifanaikitra :-)))


85. ftma ( 07/06/2007 18:13)
lanto: manisa fontsiny ve akia no ataonjy ato tssss
86. lanto ( 09/06/2007 09:50)
ngah tsy asa be izany hoizy njy ? :-D
87. wooda ( 09/06/2007 11:15)
:?

ftma, lanto
Aza miady na mifanaikitra zany nareo fa raha bizoroka zany de be dia be ilay izy aty amiko! Sady tsy ho laninareo vetivety koa!

Ianareo indray aza no mety ho malaky leo! :-D:-D

Le :* tena izy an! (aza alefa alavitra ny saina!)

:-D:-D:-D :wink:
88. lanto ( 09/06/2007 11:30)
wooda> alefaso ary iaraha-mihinana e :-D:-D:-D
89. sympa ( 09/06/2007 14:11)
Aleo zany za hiady ny an'i wooda koa raha izy kle :-D:-D:-D
90. Fiffi ( 09/06/2007 14:19)
sympa: fa maninn akia ?
91. sympa ( 09/06/2007 15:48)
Fiffi :arrow: Ka i lanto si i ftma tsinona miady de aloe zay mtsam hifamely koa éééé :-D:-D:-D:-D:-D
92. wooda ( 10/06/2007 15:03)
pfffffffff sympa !!!!

inona no hifamelezan-tsika eo? :evil:
93. sympa ( 10/06/2007 15:32)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0093.gif[/IMG] hitanlà za fa efa manao antraineman io de avy eo de tounde [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0025a.gif[/IMG] =))=))=))=))=))
94. sympa ( 10/06/2007 18:45)
:-D:-D:-D
95. lanto ( 11/06/2007 18:50)
sympa , wooda> sehatray sy Ftma eto fa any an-kafa nareo mifamely ka ! :lol:
96. ftma ( 11/06/2007 18:54)
sympa sy wooda manao vazaha mody miady fontsiny eo fa avy eo calin calin ny mpirahalahy :-*
lanto: tsy omby antsika io sehatra io :wink:
97. wooda ( 11/06/2007 22:23)
8) :°)
98. xxx ( 12/06/2007 07:36)
lanto:

ngah tsy asa be izany hoizy njy ? :-D
tsy manaiky resy mintsy ra ftma zany a!ny mahagaga dia isakin'ny miditra eto hiany izy no mitombo ny biz-ny fa rehefa tsy miditra eto iey dia i lanto no mitondra!


99. ftma ( 12/06/2007 13:59)
tsy manaiky resy mintsy ra ftma zany a!ny mahagaga dia isakin'ny miditra eto hiany izy no mitombo ny biz-ny fa rehefa tsy miditra eto iey dia i lanto no mitondra!
xxx ka le za miditra izany no hahazo biz'oroka ko lol sa ahoana hoy ianao :-D
wooda :-*
100. wooda ( 12/06/2007 18:47)
hummmm, k\'aza misy mamaraha!

ftma-> :-*:-*:-* asio tsiky kely fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0874