Top bizoroka volana Jiona

41. sympa ( 03/06/2007 14:41)
Wooda zegny koa mamango ô :!: Kô kara io fô ny mitohy de tounde mahatapaka :-$ :-P
42. lanto ( 03/06/2007 14:52)
Fiffi> ie vao maika tokony hanome bizoroka :-)
43. Fiffi ( 03/06/2007 14:58)
Lanto: ié...de efa lasa any indray an ! tratra klé ! :-D:-D:-D:-D:-D
44. sympa ( 03/06/2007 16:57)
Mba aiza adino koa ny fête de père an :?: :-D:-D:-D
45. cutie ( 04/06/2007 02:41)
cutie> lany zany ny tahiry matoa tsisy nin nin

de tsy hahzo biz oroka avy aty amiko zany njy fa za tsy manan tahiry:cry:
46. diamondra27 ( 04/06/2007 03:58)
miala any le izy ozy
efa hitako manangasanga ao fa i lanto no mitondra azy, juska nouvelle ordre:-D:-D;-)
47. lanto ( 04/06/2007 05:27)
Diamondra> mbola tsy vita ny ady fa mbola ho ela vao tapitra ny volana
Fiffi> ie :wink: dia tokony hitsoahana mitsy fa danz be ry fan club-ny an !
sympa> hanome bizoroka anah am fete des peres ? :?::-D
48. Fiffi ( 04/06/2007 05:38)
lanto:

Diamondra> mbola tsy vita ny ady fa mbola ho ela vao tapitra ny volana
Fiffi> ie :wink: dia tokony hitsoahana mitsy fa danz be ry fan club-ny an !
hasintsika barazy kah ! :-D:-D:-D:-D


49. ftma ( 04/06/2007 07:51)
Mihetsiketsika ny club de fan an'i ftma , iza nareo mba ho fan-ko ?
lanto cherie: efa nalefako ho anjy akia ny fan-ko an (ireo manaiky mankany an), zao njy manjary tonga mi chat sy mamaly forum :wink: dia mihena ny coût de communication téléphonique-ko

hasintsika barazy kah
inona ilay barazy ry fiffi? :roll:
50. Fiffi ( 04/06/2007 09:21)
mba resaka io an ! :roll:
51. mignone ( 04/06/2007 10:50)
manao risoriso kosa rangah i ftma an ! :-P:-D:-D
52. ftma ( 04/06/2007 12:18)
fiffi: mba lazao le barazy hanamafisana azy ko
mignone: ka fitiavana an'i lanto daholo izany fa tsy risoriso, efa ela izy io mantsy tsy hita teto
53. xxx ( 04/06/2007 12:27)
ftma:

mignone: ka fitiavana an'i lanto daholo izany fa tsy risoriso, efa ela izy io mantsy tsy hita teto
hafahafa koa izany fitiavana misy risoriso izany a!efa hoe mba lazaony fan mba izy no atao top @ ity volana ity e!


54. xxx ( 04/06/2007 12:55)
ze be mpitia ihany no tsy maintsy top eto e,
55. diamondra27 ( 04/06/2007 14:55)
55 zao le izy , androany le 4
firy moa le anah tato ireny? 70 bizoroka moa?

Ataovy mihoatra an'io e
56. andrea ( 04/06/2007 14:59)
youpi !! zay fa top lanto !
57. diamondra27 ( 04/06/2007 14:59)
azafady fa 59 kay moa no hitako ao fa tsy 70 :oops::oops:
58. Fiffi ( 04/06/2007 15:13)
xxx:
ze be mpitia ihany no tsy maintsy top eto e,
eka ouz ! de zay no mahatonga azy ho top eh ! :-D:-D:-D:-D


59. lanto ( 04/06/2007 16:26)
misaotra anareo rehetra izay namaly ny antso an! Faly tokoa ny fo :-)
Tsiky aza moa atao ampy maika fa mahazo bizouuu
:-*:-*:-*
60. ftma ( 04/06/2007 16:26)
xxx: efa nolazaiko ny fan-ko ka fa mbola misy maningana ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2719