Top bizoroka volana Jiona

61. lanto ( 04/06/2007 18:22)
ftma> tazomy ny fan-njy fa ny ahy ato efa manomboka matanjaka an !!! Fa raha misy te hivadika tsy maninona :-D
62. ftma ( 04/06/2007 18:25)
lanto: tsssss efa lasa any daholo vao hoe tazomy lasa malemy eo njy fa ataovy eo :-D
63. Fiffi ( 04/06/2007 19:02)
lanto:

ftma> tazomy ny fan-njy fa ny ahy ato efa manomboka matanjaka an !!! Fa raha misy te hivadika tsy maninona :-D
hummmm....:-D:-D:-D:-D:-D


64. Fiffi ( 04/06/2007 19:28)
humm......ao tsara izy zany an ! :)
65. wooda ( 04/06/2007 19:52)
salut daolo nareo! :-D:-D

mahafinaritra! tena maro olona be fitiavana ato zany!

sympa>enao niany manafo ty! :evil:
66. Fiffi ( 05/06/2007 05:30)
wooda: ka fiatiavana akia io an ! :)
67. lanto ( 05/06/2007 06:00)
Tsy afaka mandalo firy eto zah fa ireto misy hafatra kely ho an'izay gaga amin'ito fangatahana be ito :


"Tsy misy mangataka voatehamaina"
"Izay mangataka dia homena"
"Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray"


Fa izaho aloha sambatra mihitsy indrindra olona tsy nampoiziko daholo no mamaly ny antso an ! :arrow:


68. ftma ( 05/06/2007 07:10)
lanto cherie: za efa faly ery fa ho hita isan'andro njy ko
Fa izaho aloha sambatra mihitsy indrindra olona tsy nampoiziko daholo no mamaly ny antso an !
ka izany mahafinaritra eto an, ireo namana mahazatra tsy hita fa lasa mahazo namana vaovao
wooda: rehefa sympa dia tian'ny olona ka :-*
69. sympa ( 05/06/2007 09:18)
lanot :arrow: :-/ nga tsy enao no tokony anome @ io :-D:-D:-D

wooda :arrow: mouhahaha za ma nagnino agnao ma :!: :-D:-D:-D:-D

Raha tena azoko zany ity top bizoroka ity de otriny election miss et mister izany izy ity de i wooda sy lanto zany ny la reine sy le roi an :!::-D:-D:-D:-D:-D:-D
70. ftma ( 05/06/2007 09:45)
sympa, top biz'oroka = olona be mpitia :-D
sympa ko efa top an
71. Fiffi ( 05/06/2007 10:09)
sympa:
i wooda sy lanto zany ny la reine sy le roi an :!::-D:-D:-D:-D:-D:-D
sympa: be mpitia akia an ! :-*:-*:-*


72. wooda ( 05/06/2007 22:28)
kiiiiiii raha la Reine sy le Roi zany de aona?

toa miovaova be tsinona ny Reine kle za manoratra zao tsinona i Lanto no ao fa omaly de i ftma !

Fiffi: kiss ;-)
73. pissoa ( 05/06/2007 22:34)
wooda:

kiiiiiii raha la Reine sy le Roi zany de aona?

toa miovaova be tsinona ny Reine kle za manoratra zao tsinona i Lanto no ao fa omaly de i ftma !

Fiffi: kiss ;-)


de araraoty :-D:-D:-D
74. wooda ( 05/06/2007 22:44)
pissoa->ka soa ihany fa tsy iza no mifidy fa ianareo!
75. sympa ( 05/06/2007 23:56)
ftma :arrow: raha be mpitia aloa za de feno fitiava zany ato ampoko raha izany ko :-D:-D:-D

ftma --> :-*:-*:-*:-*

Fiffi :arrow: ahy ve :!: :^) De ovina hono ny fêtindreo no atao :?: :-D:-D:-D:-D otriny hitako ery i wooda sy i lanto mandihy baolozy :-D:-D:-D:-D

Fiffi ---> :}:}:}:}:}:-*:-*
76. wooda ( 06/06/2007 00:11)
hazavao alou le we araraoty! tsy tokony ireo nanome bizoroka ahy ve no araraotina? :-D:-D:-D =))=))=))

fa de izany de :-*:-* :*:* ho anareo reine du serasera
77. ftma ( 06/06/2007 09:23)
toa miovaova be tsinona ny Reine kle za manoratra zao tsinona i Lanto no ao fa omaly de i ftma !
wooda ka izahay roa ihany ireo ko tsy mety atao roa ilay top dia mifandimby eo zahay :wink:
raha be mpitia aloa za de feno fitiava zany ato ampoko raha izany ko
sympa: adala izay tsy ho tia an'ela, vao niditra teto na tao @ chat toi sy wooda dia tena nahafinaritra :-*
78. sympa ( 06/06/2007 09:25)
wooda :arrow: ny roi moa zany de adino foana an :!: 8-)8-)8-)
79. wooda ( 06/06/2007 11:14)
sympa==> ela efa tsy manadino manome sora ahy!
raha misy programme handihy indray de andraso eo paoly! aleoko mijery variété na milalao Ordi

ftma=> :-*(l)
lanto=> :-*(l)

dedicace @le (l) :*:*:-*:-*
80. lanto ( 06/06/2007 17:05)
ftma:

wooda ka izahay roa ihany ireo ko tsy mety atao roa ilay top dia mifandimby eo zahay :wink:

Ie mifambindimbindy fa zah farany an ! :)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973