Liste des messages

Liste des messages, inserés par sympa, par ordre de date
sympa ( 30/04/2009 00:38)
Raha miverina de ahoana??????
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto. Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelon... suite
répondu par Mirananirina le 01/05/2009 07:15
sympa ( 16/08/2007 13:13)
Miverina indray taminy taloha éé ;-)
Manao salut ny rehetra njay ny aty ééé ;-) Ela² ihany manko ny tenanay no tsy tato izay :^) Raikitra injay zany ny vazovazo ato ééé :-P :-D:-D... suite
répondu par nihary le 09/09/2007 20:28
sympa ( 06/07/2007 12:17)
Milay raha misy otr'izao an ^^!
Mba nahagaga za ihany ity sary ity fa saika latsaka ny saokako raha nahita azy 8O [img]http://humour-blague.com/page/photo/grande1/animaux4.jpg[/img]... suite
répondu par sympa le 07/07/2007 12:53
sympa ( 05/07/2007 00:10)
Misy ihany woa ny oll de ...?
Fa tena mahagaga fa misy ihany woa ny oll de tena tsy mba mieritreritra mintsy fa de manao toetra tsy mendrika mintsy http://www.cyberpresse.ca/article/20070620/CPMONDE/706200623/-1/CPMONDE... suite
répondu par sympa le 07/07/2007 13:00
sympa ( 27/06/2007 22:06)
Inona ny tao @ eritreritrao ?
Manontany tena aho hoe inona ny nahatonga anareo nanao io pseudo anareo io? Ny ahy moa de efa euh... hehehehe "sympa" ny fombako moa izany no nahatonga iza nanao ny pseako an'io :^) Ary ny anare... suite
répondu par sympa le 03/07/2007 20:21
sympa ( 27/06/2007 12:38)
Testeo ny valera QI nao ;-)
Ity misy test de Q.I. (Quotient Intellectuel). Ny anao io an :!: http://www.desinformations.com/test.php?_eq_id=1... suite
répondu par sympa le 01/07/2007 16:51
sympa ( 21/06/2007 01:32)
Raikitra ny fitadiavana? Tsy hita njay zao i Fiffi...?
Tsy aiko fa ity misy tantara kely momba ny fikarohana an'i Fiffi http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=dfe51d0c667e74441efdb7a2ef8cfe44... suite
répondu par Fiffi le 01/08/2007 19:22
sympa ( 19/06/2007 23:39)
Tsy izao ve no tsara ny loko!
Tsy tinareo ve raha otr'izao ny lokon'i gogole http://www.jabago.com/language-french-black-google.html... suite
répondu par cute le 05/07/2007 01:08
sympa ( 19/06/2007 22:39)
Malakilaky moa ééé !
Aleo njay ary jerena ny akinganareo ééé :^):^) avereno adika le soratra midina http://www.gamesforthebrain.com/game/speedtype/ ... suite
répondu par sympa le 21/06/2007 00:39
sympa ( 19/06/2007 13:31)
Sexy atraminy farany !
Tsy de aiko ny anao azy aminy teny gasy fa aleo atao @ teny vahiny ihany raha tsy izany tsy araka le izy :^) Une femme d'âge mûr a une crise cardiaque, et se retrouve à l'hôpital. Sur la table... suite
répondu par sympa le 22/06/2007 17:30
sympa ( 17/06/2007 23:33)
Test ho any izay mahay :-P !!! eheheheheheheh
Anjamo hoe ity http://www.innergeek.us/francais.html Zah nahazo 21.59 % t@ io :^) :^)... suite
répondu par sympa le 30/06/2007 15:00
sympa ( 16/06/2007 13:16)
Mba aiza stresse ihany hoa! 0.ô
Jereo nge ireto ééé http://www.youtube.com/watch?v=9iFtKLxmXmA&NR=1 http://www.youtube.com/watch?v=sBwGoce44Vg&NR=1 http://www.youtube.com/watch?v=2Ril8yFEH6k&NR=1... suite
répondu par sympa le 18/06/2007 02:00
sympa ( 16/06/2007 13:03)
Misaotra anareo XD !
Misaotra anareo rehetra moa zany ny tenako t@ ireo toro hevitra maro izay nomenareo ahy ireny. Tena tsy maintsy nisintaka kely aho satria tsy maintsy naka aina kely klo izao teo. Fa izao aloa de efa e... suite
répondu par sympa le 19/06/2007 07:01
sympa ( 11/06/2007 11:58)
Mitomany ny foko........!
Miala tsiny ry reto raha manoratra ity za fa otrany tena marary be mintsy ny foko ato. Nisy topic izay nijereko tao @ forum iray izay izay mitovy @ serasera ity ihany fa @ teny vazaha le izy. Na... suite
répondu par sympa le 06/07/2007 09:36
sympa ( 06/06/2007 22:45)
pimaso, mipimaso ..... !! ;-)
Bonne annif ry pimaso an :!: aiza adino ny manoraka gateau an :!: :^):^):^):^)... suite
répondu par sympa le 21/06/2007 01:10
sympa ( 17/05/2007 18:39)
Ordinatera sy Boky ary ny Devoira !
Ahoana ary ny fomba ataonao raha sady mamaky boky enao no manao ordi no mianatra :?: lol :-D Anjaranareo no mandinika azy :!: ;-)... suite
répondu par nathie86 le 18/05/2007 13:07
sympa ( 15/05/2007 21:12)
Fanararaotana?
Hono hoa, nareo nga efa tratra toa izao? Fanantenan\' ny rehetra no mba hoe hiasa rehefa lehibe. D\'efa lehibe moa zany ny tena de hoe hiasa @zay ary, ka rehefa hita ny havana moa zany izao fa mety m... suite
répondu par Fiffi le 03/06/2007 07:44
sympa ( 10/05/2007 21:39)
Mampahay sa mampadondrona ve ny Ordi...?
Ny hevitra tiako ho entina eto de le resaka ny RAD @ hoe: [u][i]mampadondrona anareo fotsiny io Tele misy bokotra maro be io[/i][/u], tsy mahavita ninoninona akory anareo fa de eo ambod... eo foana :!... suite
répondu par namanao le 16/06/2007 15:14
sympa ( 10/05/2007 03:01)
Joyeuse anniversaire ocean !
!kiss be enao :-*:-*:*:* de omeo gato zay an :!: Aiza aloa ny fety no atao sao mba afaka izay kle :!: !tourlou ocean :*:*:*:*:*:*:*... suite
répondu par sympa le 12/05/2007 14:21
sympa ( 07/05/2007 14:02)
Re : ZALOZY sa FIALONANA
Fa inon kay no mahatonga ny olona Mialona na Zalozy be mintsy? Tsy mifidy io na Jo izy na Ko! Tena tsy azoko mintsy?8O Ok ay eeeeeeeeee!:P... suite
répondu par xxx le 20/05/2007 09:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0228