Inona ny tao @ eritreritrao ?

1. sympa ( 27/06/2007 22:06)
Manontany tena aho hoe inona ny nahatonga anareo nanao io pseudo anareo io?

Ny ahy moa de efa euh... hehehehe "sympa" ny fombako moa izany no nahatonga iza nanao ny pseako an'io :^)

Ary ny anareo :?: ;-)
novalian'i sympa ny 03/07/2007 20:21
2. wooda ( 27/06/2007 22:28)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. xxx ( 27/06/2007 22:36)
:-D nena less inspiration teo no eo ihany ah!
Fa nisy ihany pseudo tiako ampiasaina fa tena sarotra be loatra na ny manonona sy manoratra anle izy.

De naleoko natao triple x
4. dongadonga ( 27/06/2007 23:10)
aingam-panahy eeh:-P
5. Aino ( 27/06/2007 23:36)
ny ahy izany dia hoe Ainao dia nesorina ilay a dia lasa Aino
6. fasaly ( 28/06/2007 04:59)
hay ve toi tena sympa be tokotrany e! hita ihany aloha e! milay kosa lay sympa, ny ahy ndray tokony hisafidy ny hoe fa sa i ly???dia natambatro hoe fasaly:-D
7. hery ( 28/06/2007 08:09)
Papa sy Mamanay angamba no tokony ho anontaniako :-)

Ny ahy tsinona ny anarako ihany.

Dia tamin'izaho nisoratra anarana mbola tsy nisy olona mihitsy tato dia mbola libre ny pseudo-ko dia nalaiko.
8. mandrindra ( 28/06/2007 08:19)
sympa:

Manontany tena aho hoe inona ny nahatonga anareo nanao io pseudo anareo io?

Ny ahy moa de efa euh... hehehehe "sympa" ny fombako moa izany no nahatonga iza nanao ny pseako an'io :^)

Ary ny anareo :?: ;-)

ny ahy konkou zany andeha ataoko hoe ny fombakoooo :-D:-D:-D

9. naughtyboy ( 28/06/2007 11:32)
nena kalo defa toetrako le naughty na ko oe tsy masosotra ko:-D nefa azo atao oe notty ko tsy manin
10. ari.malala ( 28/06/2007 12:02)
nenĂ  anarako iany io :D
11. mamzelkely ( 28/06/2007 12:16)
nenah situation-ko:-D:-D
12. sympa ( 28/06/2007 13:42)
wooda :arrow: :b :-D

fasaly :-*

mandrindra :arrow: :-D:-D

naughty milay ka ;-)

ari.malala, mamze :-D:-D:-D:-D

13. tslem ( 28/06/2007 13:55)
tslem
tsitako g hanazavĂ na azy fa d tslem:oops:
14. ari.malala ( 28/06/2007 14:31)
manin za memezan sympa? :roll:
15. wooda ( 28/06/2007 15:12)
Ny ahy indray dia tena maro no tena tiako ho atao t@ namorona ilay pseudo, saingy efa nisy tompony daholo de teo no namoronana ity anarako eto ity.

Inspiration zany eh! :wink:
16. Fiffi ( 28/06/2007 15:16)
ny ahy indray de......inn tokotrany moh ? :-D:-D:-D:-D
17. tess ( 28/06/2007 16:19)
ny ahy moa izany ilay tess dia notsoponiko teny rehetra teny dia sady nanitona ahy dia tsy foiko tsony
18. Jessimi ( 28/06/2007 16:20)
Anarana natambatra
19. pissoa ( 28/06/2007 17:20)
inn njay re no lazaina eto e ? :-P

avy nisurf (tany an-dranomasina) dia nisurf (teto amin'ny net) dia nahita Pissoa Antoine sy Serasera.org ===> :-D:-D:-D
20. Fiffi ( 28/06/2007 17:30)
pissoa: noheveriko hoe nanana saka kely aza ndry ! :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0779