Inona ny tao @ eritreritrao ?

21. xxx ( 28/06/2007 17:45)
tia x
8)
22. cutie ( 28/06/2007 20:03)
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 28-06-2007 13:32:49
Lohateny : Re : Inona ny tao @ eritreritrao ?
nena kalo defa toetrako le naughty na ko oe tsy masosotra ko

tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))=))
23. sitlo ( 28/06/2007 23:35)
ny ahy izay teo akaikiko teo ihany no namboarimboarina. :wink:
24. wooda ( 29/06/2007 09:49)
sitlo:

ny ahy izay teo akaikiko teo ihany no namboarimboarina. :wink:



:-D =)) :°)
25. sympa ( 29/06/2007 13:00)
tslem :arrow: zany ve :-D:-D

ari.malala :arrow: ari point malala zany no anaranao :-D:-D

wooda :arrow: be inspiraka zany elà :-D:-D

tess :arrow: tsara tsipona kosa ko ;-);-)

Jessimi :arrow: tsy mitady lavitra fa ny eo ihany de efa mahampy an :!: :-*

pissoa :arrow: noheveriko fa nadeha tao @ wc ny lhl de nahita an'le pi....re :-D:-D de hoe andeha ataoko ity ny pse ako :-P

xxx ---> tia lettre x sa le flm mintsy :-D:-D

cutie :arrow: ary ny anao :-*

sitlo :arrow: raha regle izany ny teo de hoe regleo ve no natao pse nao :-D:-D
26. naughtyboy ( 29/06/2007 16:54)
cutie >>de masosotra v zany manapaka tsinan'oul zany sa ahoana:roll:
27. cutie ( 29/06/2007 20:07)
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 29-06-2007 18:54:10
Lohateny : Re : Inona ny tao @ eritreritrao ?
cutie >>de masosotra v zany manapaka tsinan'oul zany sa ahoana

le we naughty no manapa-tsinay ka
ahatsiarovako ny hiran'i beyonce naughtygirl koa :-D
28. cute ( 29/06/2007 23:04)
ny ahy ndray ... efa teny somary faheno matetika le izy d lasa natao pseudo ny farany!!
29. dongadonga ( 30/06/2007 05:44)
30. sympa ( 30/06/2007 13:35)
cutie :arrow: I'm a naughty...girl....boy :-D:-D

cute :arrow: ;-);-)

dongadonga :arrow: moa zany avy @ panahy ainga :-D:-D sy ny sigara :-D:-D ;-)
31. wooda ( 30/06/2007 14:00)
http://www.wooda.com fa tena teny sinoa amiko. Za kanefa tena gasy petaka!:?

Tena mahavarina fa za nihevitra we mbola tsisy namorona zany wooda zany kanefa... :-D
32. naughtyboy ( 30/06/2007 14:33)
sympa:arrow:=))
33. sympa ( 30/06/2007 14:48)
wooda :arrow: =))=)) mahay teny sonoa kay lety :-D:-D

naughtyboy :arrow: ;-);-)
34. cutie ( 30/06/2007 15:19)
sympa
ovay ho naughtyboy2 aza ny ps nao :-D
35. pissoa ( 30/06/2007 16:59)
sympa:
pissoa noheveriko fa nadeha tao @ wc ny lhl de nahita an'le pi....re de hoe andeha ataoko ity ny pse ako

#$%^& :-P:-D:-D:-D
36. sympa ( 01/07/2007 14:59)
pissoa =))=))
37. Tokinao ( 01/07/2007 15:12)
Tena Olona Kamolahy Ihany Nefa Aza Ozonina e hihihihihihi. hanihany ô
38. sympa ( 01/07/2007 16:40)
Tokinao :-P :-D:-D
39. ari.malala ( 02/07/2007 13:41)
sympa, tsisy point kosa ny anarako fa arimalala e! :-D:-D
40. sympa ( 03/07/2007 06:40)
cutie :arrow: nan ka :-D ity no itako milay ka :-D:-D :-*

ari.malala (euh....arimalala) koilay misy point zao no hitako eo de io no averiko ko :-P :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0572