Misaotra anareo XD !

1. sympa ( 16/06/2007 13:03)
Misaotra anareo rehetra moa zany ny tenako t@ ireo toro hevitra maro izay nomenareo ahy ireny. Tena tsy maintsy nisintaka kely aho satria tsy maintsy naka aina kely klo izao teo. Fa izao aloa de efa en forme izany ny aty ka vonona ny anala azy indray ééé

PS: Fisaorana manokana no atolotro ho any namana iray izay tena nanampy ahy, ary tena nitondra ny fampaherezana tsara ho ahy :-* Misaotra Fiffi [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/3d-Amoureux2.gif[/IMG] :-*:-*
novalian'i sympa ny 19/06/2007 07:01
2. Fiffi ( 16/06/2007 13:09)
sympa: [URL=http://www.GlitterMaker.com/][IMG]http://10.UploadMirror.com/uploaded/9/199/glitter_maker_06_16_2007_08_06_33_92670.gif[/IMG][/URL] indray enao an ! :)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG] heu....fa tena faly mahita anao eto indray zah an ! de lasa indray zany ny :
!kiss sympa:*:*:*
!bizzz sympa: :-*:-*:-*:-* sns....:)
3. sympa ( 16/06/2007 13:24)
Misaotra Fiffi :-*:-*

=))=)) euh....ie tonga njay zany éééé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0056.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0061.gif[/IMG]
4. Stretch ( 16/06/2007 16:35)
:-D


euuuuh !
de arabaina retsy zany tsy maty fo aman'aina fa tafaverina iany a !


kay tena mandreraka be mafy mintsy ny eto zany ka tena mila fangalana aina ngôza be mintsy an !
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/chips-mange-15.gif[/IMG]
de manasa reto ihinana fa mila tohanana mafy zany ny aina sao de reraka eto ndrindra fa indry io ry fiffi be fitiavana , mavitraka be am forum retra :°)
5. sympa ( 16/06/2007 17:16)
misaotra ry stretch an :-* Tairo ary ny kaly fa zay efa vonona ny hinana ééé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Manger/miam-45.gif[/IMG]
6. Fiffi ( 16/06/2007 19:19)
Stretch: :-D:-D:-D ka raha hihinana an'io ve akia tsy ho tonga [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Endormi/mini-dodo-2932.gif[/IMG]
7. sympa ( 17/06/2007 13:49)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-bravo.gif[/IMG]
8. Fiffi ( 17/06/2007 16:50)
hita mintss fa tafaverina sympa an ! :-D:-D:-D
9. sympa ( 17/06/2007 23:49)
Fiffi :arrow: Raha tsy olona iray izay tena nanampy ahy izay de :-$
10. kelly13 ( 18/06/2007 11:34)
fa inn klou le XD fa tsy arako e 8)
11. Fiffi ( 18/06/2007 13:07)
eny hoa ? :roll: sympa: fa inn akia le XD ?
12. sympa ( 19/06/2007 07:01)
XD = sady mikipy ny maso ny mihome ka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962