Fanararaotana?

1. sympa ( 15/05/2007 21:12)
Hono hoa, nareo nga efa tratra toa izao?
Fanantenan\' ny rehetra no mba hoe hiasa rehefa lehibe. D\'efa lehibe moa zany ny tena de hoe hiasa @zay ary, ka rehefa hita ny havana moa zany izao fa mety mahavita tsara ilay asa de niantso ahy izy hoe avia fa misy asa ho an\'là ato :!: Nandeha ary ny volana voalohany de nahazo karama soa amantsara zao fa tsy tokony @ le niheverako azy le aziko 8-) De niteny ao hoe ahoana ity, de hoy izy hoe andraso fa mbola ampiana io. Kanefa izay efa nifanaraka t@ voalohany. Nandeha ary ny volana taty aoriana ka nanomboka tsy mitovy intsony ny fazahoako vola, indray² tara be mintsy ary vao mahazo. Nohony taty hafara de vomaika nihanitombo izany ka misy ao tsy nahazo mintsy 3 volana ka nohony farany ao niala fa tsy tantiko intsony izany mahazo zao izany :snif:
Nandeha nanampy fahaizana taty Tana ary zao ka niverina taty indray, kinanjo hitany indray de natsoiny indray ao, nitena efa mailo ihany ka nametraka contra aloa vao nanaiky zao, de eny hoy izy fa misy hic kely hoy izy, @ voalohany hoy izy de mbola kely noho io hoy izy fa rehefa mandeha tsara le izy de mety bebe noho io nifanarahanay io no mety azoko hoy izy :!: Ravoravo nitena nahare izany :°) ka naneky ary izao :!: K\'anefa inona ny teo fa mbola niverina ohatra ny taloha indray ty izy 8-)
Raha araka ny fandiniko de hoe ve antena neuve-any de mety ato andraso² ve :?: Tena mahakirizy mintsy le izy :!: :snif: Maha te amely daka mintsy lery k\'anefa izy havan-tena ihany :!: 8-)
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 07:44
2. Fiffi ( 15/05/2007 21:20)
heu....zay le manahirana am'le miaraka miasa am havana.....zany hono hoe "aleo miaraka miasa am namana toy zay am havana.....fantatr'zareo fa ilainy enao de arirarirany tahak'zao....sy rariny kah !

Raha zah enao de miala de mitady asa hafa !
3. sitlo ( 15/05/2007 21:22)
hozy ny vazaha "business is business, friendship apart." Mitadiava asa vaovao dia avy eo miala ao fa tsy maintsy hiafara amin'izay ihany tsinona. Tonga dia araraotina dieny mbola mafana ny vy.
Dia asaivo mandoha ny volanao hatrizay izy raha miseho mimenomenona. Aza asiana resaka havana zany mihitsy ny parotsa.
4. sitlo ( 15/05/2007 21:23)
Fiffi:

...
Raha zah enao de miala de mitady asa hafa !


Mitady asa hafa vao miala kah. :idea::wink:
5. Fiffi ( 15/05/2007 21:23)
sitlo:
Dia asaivo mandoha ny volanao hatrizay izy raha miseho mimenomenona. Aza asiana resaka havana zany mihitsy ny parotsa.
grave koh le mitaky vola am fianakams an !


6. sitlo ( 15/05/2007 21:31)
Marina hoe gravy, fa raha miseho ho boby izy (ka efa nahita asa vaovao ianao) dia mandeha mivoaka kely. Dia apekarina kely ny tongo-pataloha dia fatorana tady ny ranjo, dia saromana am pataloha ihany. Dia miverina amin'izay, dia mahavita mimenimenina be. Atao vary raraka mihitsy dia faranana amin'ny hoe "jere fa misy tady hatramin'ny tongotray".:wink:
7. fasaly ( 15/05/2007 21:36)
sympa: tsy hitako zé lazaina fa palelo be nao!:-*:-*:-*:-*:cry: korazy:-*
8. melody ( 15/05/2007 21:37)
sympa,mitovy @ ilay hoe ' never mix business with pleasure ' ihany koa io, sarotra be ny miala raha namana na havana no hiarahan miasa, fa marina ny teninin'i sitlo, mitadiava asa aloha vao miala, izay ihany no solution amiko manokana aloha an.. mazotoa!:)
9. Fiffi ( 15/05/2007 21:48)
ié ! mitady aloha vao miala......nefa ataovy zay ahazahoana an'le karama rehetra kalou ......
10. sakaizakely ( 15/05/2007 22:10)
ka ahoana fotsiny le contrat raha izany ?

iny ange ka engagement-n'ilay mpampiasa dia tsy maintsy manatontosa izay voasoratra izy eo anatrehan'ny lalàna fa raha tsy izay dia voasazy. Rehefa manao contrat dia misoratra mazava, ny karama, ny ora iasana, ny asa atao, ny fandraisana ny karama (na ordre de virement farafaharatsiny)

tsy misy ki havankavana izany fa rehefa asa dia asa. De aza mifendrofendro fa zonao ny mangataka ny karamanao na iza no patrô na iza.

Mahavoa antsika malagasy manko be henamaso de enao manana ny rariny indray no tsy sahy mitaky ny zonao. Sahia mitaky ny anjaranao ary apetraho eo anoloan'ny lalàna raha toa tsy afapo ianao.

Ny lalàna dia manery ny mpampiasa 1° handoa ny karama nifanarahana antsoratra, 2° ny handoa azy andro fixe isambolana, farafahatarany ny andro faran'ny volana. Azo torina ny mpampiasa tsy manaraka an'izany.

Tena tsy lasa zany tsy mandray karama volana maro izany, fa anjaranao koa ny mirongatra sy mitaky isanandro mandrampahazonao ny hofan'ny hasasaranao mandrampahazonao azy.

Izao fotsiny no torohevitro @ manaraka an, raha vao tsy voarainao ny faha 30n'ny volana ny buletin de paie dia mialà haingana fa de hataon'ilay mpampiasa fanao izany.

Mahereza :-*
11. wooda ( 15/05/2007 22:49)
sympa> :roll:
aza kivy na malaina
sanatria izay mitaraina
raha mbola velon'aina
ka hitady mofo dipaina
na vary maina (...)

efa hainla ihany ny toetrany angambany! (mitovitovy ihany isika) fa zao fotsiny: mazotoa mitady fa izay mitarezaka de tavela, ny taona efa mihamitombo ihany ka raha mbola mahatsiaro tena ela de mazotoa mikaroka! Fa na dia izany aza andramo alaivo aminy ihany ny hatsembohana laninla t@ny!

"Qui ne tente rien n'a rien"

:wink:
12. sympa ( 16/05/2007 11:28)
Le momba ilay karama dia efa nitaky izao fa manao be marenina ihany izy fa mbola omeny ahy hono (...) De mbola tsisy tohiny aloa hatraminy izao le izy :!: Ary izy efa notenenin'ny havanay sasany mahatsapa ny fahavoazako; nanao sary nanaiky izy fa omeny hono fa mbola miandry vola zany izy :?: Ny asa hafa angamba izao efa nahita fa isakiny alina (hue.... manao operateur @ na disco izao), misy koa ny manao reparateur phone indray², fa tsy tiako ny tsisy zvtr atao ny maraina, tiako mitana zvtr foana ny tanako fa tsy tiako libre izany mintsy klô eee :!: 8-) Kanefa ny ao @ny aloa hahitana zvtr tiao indray² o anefa kle :!: De tsy aiko tsony izay atao :?:

fasaly> misaotra anao izao :*:*:*:*:*

wooda> mifoa eo i dadabe fa ataovy :!: 8-) Fa misaotra anareo ihany aloa @ fankaherezanareo ahy :!: :*:*:* misaotra :!:


13. Fiffi ( 16/05/2007 13:57)
sympa: de efa niala tao ve aloha toi eh ? dainnn....tena mba tsy rariny kosa aloha an !
14. booboo ( 16/05/2007 14:07)
Sympa > aza eritreretina mihitsy hoe havanao izy/zareo fa raha tsy izay ianao tsy ho sahy hitaky ny raha tokony ho anao. Mila hentitra ianao @ teny/fihetsika/fijery rehefa hitaky ny karamanao : vao mitady hanodina resaka tondé "tsia", vao mitady hi-amadouer tondé "tsia". Sahia manao dingana lehibe ouz :lol:.

15. fasaly ( 16/05/2007 19:20)
ny an'i sympa koa ny tsodabe tsy manitsny mande foana:}:}:}:-D:-D:-D
16. mbaliana ( 16/05/2007 19:38)
ny cas hitako ndray mantsy dia ny au contraire, resaka mpihavana daholo fa nataon-dry zalah fitadiavana kil-ny manokana le anaran'le societé efa manana ny lazany nefa rehefa avy eo tsy satisfaits le client dia ny société no mandoa ny perte ... tonga dia ankamoaka gazety mihitsy hoe telle et telle personnes ne font pas parties de notre société... fa raha tsy zany potika ny société...

fa ratsy ity hevitro ity fa ça depend anao ihany vue le olona efa ratsy toetra aminao ihany dia zao atao ataovy namana le clients nareo dia ianao no mande miasa any amin'ireo olona ireo dia lasa clients anao manokana le izy .. nalainao zany ny kil le patron-nao dia efa manomboka miasa tena koa ..:oops::oops:
17. Fiffi ( 16/05/2007 19:58)
fasaly: nga akia tsy tiandry ? :-D:-D:-D:-D
18. rakaroka ( 16/05/2007 21:01)
Mety tsapany hoe "sympa" tokoa ianao dia "araraotiny" koa!indrisy:cry::cry::cry::cry::roll:
Ary tsy azo atao angaha raha izany ny misarika ny sainy fa "misy" "urgence" koa ohatra ilanao vola:?:
19. sympa ( 17/05/2007 00:54)
Le hevitra @ ilay client io aloa efa nataoko satria izay vola omendreo de tsy mandeha any @ patron tsony klo ee :!: :°) Fa efa copy izy taty afara ka izay client hitany fa andeha anao zvtr ao @ko de arahany avy ao afara ka andrasany eo mintsy :!: 8-) Indray² teneniko ilay client hoe aleo efa avy eo fa mbola misy zvtr atao ao nohony izy eo de asaiko miverina rehefa tsy eo izy fa makamo ahy ny fombany ilay "havana" :!: :evil:
Momba ilay sympa indray de efa fantany ao izao fa tsy sympatik @ tsony fa tounde mahazo ny anjarany raha tsy tiako ny zvtr ataony :!: :twisted:

fasaly> nga tsy tianao kle :?: 8-):{ =((
atao otry izao zany :-*:-*:-*:-*
20. sitlo ( 17/05/2007 01:12)
korazy korazy :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6159