Fanararaotana?

21. Fiffi ( 17/05/2007 07:28)
rakaroka:
Mety tsapany hoe "sympa" tokoa ianao dia "araraotiny" koa!
ié ! ka ny ps-nao aza efa sympa koh ! :)


22. mbaliana ( 17/05/2007 11:29)
bonne chance sympa fa tandremo fotsiny ny havana mba tsy hanambaka ... efa manaova publicité manokana ho anao e... dia raha azo atao dia aza asaina mankany ampiasàna intsony ny kil fa any antranonao no manatitra ny amboarina... amin'ny hariva ecc...
23. sympa ( 17/05/2007 13:42)
mbaliana>> ko le zvtr tenaa ilaina ary ao @ nazy no misy azy kô :!: Ny olona aty dia ny resaka gravage no tena ilandreo kle (hira vao² sy malaza ankehitriny) :!: 8-) Ary ny ariva sy ny alina ao efa fantatrareo ihany ny misy ahy :!: :-D:-D

Fiffi>> =))=)) tsy fidiny ao ange no ho sympa eee :!: lol :^):^);-);-) Ndray² ihany ao sosotra @ toetrako fa otrany tsotra loatra kle :!: :roll:
24. Fiffi ( 17/05/2007 14:38)
sympa: heu..indrisy akia fa matetika ireny sympa malefaka ireny no tena mora ambakain'ratsy toetra.....:evil:
25. sympa ( 17/05/2007 15:21)
Fiffi: atao ahoana moa ary fa io ny façon ako de tsy mety miova mintsy de tavela eo fona zany io sympa io kle :!: :roll: :-/
26. Fiffi ( 17/05/2007 16:56)
azo ovaina io kah ! atao :evil:
27. fanaina ( 17/05/2007 17:21)
sympa tsy harako hintsony ny kozy fa dia ny hafatro kely dia ilay teny manao hoe!!
ny ava tia na tsy hiarahamonina. matetika miseho @ piavana izany!!
28. Fiffi ( 17/05/2007 18:05)
sympa: andramo ange eh !
29. sympa ( 17/05/2007 18:51)
:evil::evil::evil:

8-) dain :!: :-D:-D
Fiffi>>Tsy ho ratsy be ve ny tarehako raha otry kle :!: :-/

fanaina>> ie tena marina mintsy io lazainao io fa izay nge tsy miara mipetrake ee :!: ;-)

30. Fiffi ( 18/05/2007 07:32)
sympa: de am-zay tsy misy mpanararaotra intsony kah !
31. sympa ( 19/05/2007 00:57)
Fiffi an :!: Za tena hoe tena sosotra be mitsy andoany satria za natsony de nifanazava izahay t@ momba ilay karamako de nifamaly izahay teo ka tsy nantanty izy de za nifelahany tefaka maina 2 fois sur mon visage. :snif: tena vraiment tezitra zao fa tsy namaly azy akory zao fa namoaka ny tao ampoko fotsiny ny momba ny zvtr nataony t@ko nandritra izay niarahanay izay :!: :snif: Tena tsy mahafantatra izay nataony izy fa iza fona no ataony fa diso @ ilay resaka nataonay teo :!: :snif:
32. Fiffi ( 24/05/2007 13:52)
sympa: de nanao ahoana akia izy tao ? efa mba nisy fihovana ve ? aza manaiky an'zany akia an ! :-*:-*
33. sympa ( 24/05/2007 23:05)
Iza aloa tsy nikoazy t@ la famille mitsy; fa ny aty manko tia zvtr ihany de nahare ihany ry zareo momba ilay zvtr natao ahy; de anao fivoriana izay fa mbola tsy ahy ny anjo anaova ilay izy fa samy mbola sahirana doly @ asa :!: :roll: Fa izao aloa tsy te ahita ny tarehany intsony fa mbola kirizy mafy mintsy ao @ nazy :!: :evil: Ny la famille koa tsy manaiky ilay fihetsikiny t@ko; @dreo hono tsy mety mintsy ny mifampikasy tanana fa mba tokony nifanaza tsotra fotsiny de rehefa tsy mifanaraka de eo @zay miditra ny famille manazava ny marina; ka atao dreo mahamay hono izy :!: :twisted:
34. Fiffi ( 27/05/2007 20:12)
hummm.....am zay tsy hanao an'zany intsony !
35. sympa ( 30/05/2007 14:00)
Mpme be fa ilay fivoriana atramin'izao mbola tsy nanomboka ihany :evil: 8-)8-) Mahagaga mintsy 8O
36. sympa ( 30/05/2007 14:01)
Mpme be fa ilay fivoriana atramin'izao mbola tsy nanomboka ihany :evil: 8-)8-) Mahagaga mintsy 8O
37. Fiffi ( 03/06/2007 07:44)
fahanihiana ?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1229