Raikitra ny fitadiavana? Tsy hita njay zao i Fiffi...?

1. sympa ( 21/06/2007 01:32)
Tsy aiko fa ity misy tantara kely momba ny fikarohana an'i Fiffi http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=dfe51d0c667e74441efdb7a2ef8cfe44
novalian'i Fiffi ny 01/08/2007 19:22
2. cutie ( 21/06/2007 01:34)
sympa ty koa mba kloun
ny ahy njay zao i ftma no tadiaviko.
aiza ary njy tsy hita forum tsony :cry::cry::cry::cry:
3. sitlo ( 21/06/2007 01:41)
=))=))=))

milay eh, reveko be
nihomehy irery mihitsy aho nahita an'ilay izy :-D
4. pissoa ( 21/06/2007 01:56)
:-D:-D:-D:-D:-D

i booboo koa tsy hitahitako tato ho ato ! :lol:
5. sympa ( 21/06/2007 02:03)
cutie :arrow: raha iza enao de mbola aza mitady azy fa mbola variana miady @ wooda ao izy http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=1f31f20e13239f45859a41895bdceac4

sitlo jereo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lolmdr.gif[/IMG] fa mety revin'là koa :-D:-D
6. cutie ( 21/06/2007 02:07)
:roll::roll::roll::roll:
7. sympa ( 21/06/2007 02:18)
cutie :arrow: =))=))
8. sitlo ( 21/06/2007 02:23)
=))=))=))

tiako mihitsy ny ahy ny olona creatif
:-D:-D:-D
tehaka kely mihitsy aloha
=D
9. pissoa ( 21/06/2007 02:41)
=))=))=))=))=))=))=))

milay be fa asio hafa njary ry sympa an =D
10. fasaly ( 21/06/2007 06:08)
sympa:

Tsy aiko fa ity misy tantara kely momba ny fikarohana an'i Fiffi http://www.grapheine.com/bombaytv/index.php?module=see&lang=fr&code=dfe51d0c667e74441efdb7a2ef8cfe44


:-D:-D:-D chacun son tour io ngamba.....:?
i simplex koa tsy hita :?


cutie: i ftma haiko ny antony fa hiverina eo ihany ngamba izy refa otszay.....:?aza kivy:-*


11. tafita ( 21/06/2007 06:32)
zay de mbo mody tsy mipoitra tokoa i Fiffi
12. tslem ( 21/06/2007 07:00)
:-D:-D:-D ary wooda iny ve aloha mba mahay milomano e? =))=))=))=))=))=))
13. sakaizakely ( 21/06/2007 07:24)
miverena akia Fiffi a ! Bedabe no malahelo :cry:

tsy haiko klou nareo fa za ndraindray misy fotoana manjavona kely hoatrazy mihintsy. Mba asiana recré kely fa eto de eto de eto de eto, farany monaina. Mila maka vakansy kely. Rehefa miverina de mahafinaritra be foana ny fifankahitana indray ;-)
14. fasaly ( 21/06/2007 08:31)
sakaizakely: marina mitsy izany manamonaina be njainajy no tsy hahavitàna ninin:-D
15. rafify ( 21/06/2007 08:33)
=))=))=))
16. sakaizakely ( 21/06/2007 08:39)
fasaly> za aky mbô gaga kou

njainjay eto tsy misy zavatra vita ato antrano nefa zany aza tsy dia mamaly firy akory

maika fa raha mamaly ny rehetra rehetra, lasa geek hotran'i sympa no farany :-D:-D:-D

aleo limiter-na ihany ka


rafify> ary sode variana midoladola aminao any ary izy de tsy mahatsiaro anay intsony ?
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. diamondra27 ( 21/06/2007 09:02)
za mahita azy fa inona no proposition

mahazo mi-créer film ve?
18. xxx ( 21/06/2007 09:36)
mety tsy ho hita ho ela mihintsy izy!
19. fasaly ( 21/06/2007 10:01)
salaozakely: zà za vao avy bedy mitry:cry::-D:-D:-D fa mafy loha beuh!:-D
20. fasaly ( 21/06/2007 10:02)
8O8O sakaizakely io reh fa tsy salaozakely a!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0945