Raha miverina de ahoana??????

1. sympa ( 30/04/2009 00:38)
Efa ela ela aho no tsy hita tato fa mba mandalo ihany naha toa ka efa namaly maromora t@ ireo hafatra nalefanareo teto.
Tsy hoe nitsoaka hao fa mba naka conge hiany fa reraka ihany ny vatan'olombelona rehetra (tsy aiko ny anao fa ny ahy aloha reraka ka mba nila conge).
Ka miverina eto aho fa tsy kara teo aloha fa tsy indraindray ihany angamba lol.
Fa ny azoko atao aloha de ny hoe ho tsy maintsy maresaka ihany ny ato ééééé :-D :-D :-D
2. diamondra27 ( 30/04/2009 17:12)
de faly lesy zahay refa tafaverina soa man-tsara nareo a!
de manatena ny ahita anareo eto ndray zany e!

:-* :-* :-*
3. Mirananirina ( 01/05/2009 07:15)
dia ahoana moa fa tsara,tonga soa indray zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5312