Ordinatera sy Boky ary ny Devoira !

1. sympa ( 17/05/2007 18:39)
Ahoana ary ny fomba ataonao raha sady mamaky boky enao no manao ordi no mianatra :?: lol :-D
Anjaranareo no mandinika azy :!: ;-)
novalian'i nathie86 ny 18/05/2007 13:07
2. wooda ( 17/05/2007 20:33)
[center]= adala[/center]
3. Stretch ( 17/05/2007 21:01)
mapmé
4. sympa ( 17/05/2007 23:39)
Tsy adala akory fa mandinika @ fomba ahoana no ataonareo @ fampiarahana izy telo ireo ka :!: :roll::roll: Tsy apetraka ny hevitra fa manoratroratra fotsiny eo :!: :b:b :-/:-/
5. wooda ( 17/05/2007 23:43)
sympa= vendrana
6. sympa ( 17/05/2007 23:58)
wooda -> raha vendrana za de tsy nametraka io hevitra io teo :?: :b Andrarala no mitady fa tsy miteniteny foana eo :!: ^^^^ :@:@:@
7. sympa ( 18/05/2007 00:07)
8-)8-)8-)8-)8-)8-)
8. sitlo ( 18/05/2007 00:27)
=)) aza miady ilaisany mitsamm =))

Izao ny fika: mamaky iboky (ebook) :-D dia amin'izay ialahy sady mamaky boky no mampiasa ordi no mianatra. :idea:
Na fika hafa indray: mamaky ordinatera am boky. Alaina ny dico larousy glady be iny dia velivelesina amin'iny ny ecran. :idea:
Na fika hafa koa: mamaky boky am ordi: vakiana ny ecran ordi dia anamboarana solomaso :idea:
9. pimaso ( 18/05/2007 08:26)
imprimerna le boky dia vakiana
=))=D^:^
;-)
;-)
;-)
10. pimaso ( 18/05/2007 08:34)
imprimerna le boky dia vakiana
;-)
;-)
;-)
11. nathie86 ( 18/05/2007 13:07)
atsofoka ao anaty disk dure ao anaty ordi ilay boky d sady mampiasa ordi enao no mamaky azy kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1266