Misy ihany woa ny oll de ...?

1. sympa ( 05/07/2007 00:10)
Fa tena mahagaga fa misy ihany woa ny oll de tena tsy mba mieritreritra mintsy fa de manao toetra tsy mendrika mintsy http://www.cyberpresse.ca/article/20070620/CPMONDE/706200623/-1/CPMONDE
novalian'i sympa ny 07/07/2007 13:00
2. pissoa ( 05/07/2007 04:33)
Tena mendrika ny hodarohana le mpamafa trano :oops::-D:-D:-D
3. rapala ( 05/07/2007 09:13)
mampalahelo ilay izy....
4. Angolaina ( 05/07/2007 09:16)
ka io nge tsy lany eo @ fiainana e ! zay angamba no heveriny fa mampety ny fiainany nefa tsy fantany fa manafintohina ny manodidina azy zany ataony zany:roll:
5. booboo ( 05/07/2007 13:27)
koay lé ! 8O8O:?
6. mahitsih ( 05/07/2007 14:39)
mampalahelo nefa tsy hita ny atao, snif...snif...snif!!!! zay no eto an-tany.
7. meva2 ( 06/07/2007 06:42)
ny ahy ny tsy azoko toa tsy misy resaka condamnation mihitsy le izy fa resaka réorganisation sy hoe formation!!Tsy tokony hisy jugement ve izao zavatra izao?
8. tslem ( 06/07/2007 07:20)
tena mampalahelo, ilay concierge aloha voalohany indrindra tokony nilaza izay tompon'andraikitra tao @ hopitaly, dia ny mahagaga hoe atao inona fotsiny koa ireny camera surveillance ireny? tsy tokony mba nandray andraikitra ve ry zareo tany ambadika tany nahita ny zava-nitranga nanoloana ny écran-ny teo:roll:
9. sympa ( 06/07/2007 10:56)
tselm :arrow: ko le vhv anie efa nahita radoko de efa nomen'i radoko fanafody micalme le aretiny fotsiny fa tsy misy dikany akory le fanafody, de avy eo le vhv niverina tany indray fa tsy nisy effet t@ le aretiny le fanafody de vao tonga tao izy de le infirmière tounde niteny hoe efa nahita radoko enao ka tsy misy zvtr hafa mety anampiana anoa tsony aty, de navelany teo le vhv, izay oll nandalo de tsy nisy niraharaha azy fa samy nanao ny dihany doly, marina mintsy ny lazain'i pissoa hoe mendrika ho darohana le mpamafa trano :evil:

meva² :arrow: Le infirmière nidemissionne de le radoko retrogradée de son poste fotsiny :evil:
10. ikaretsaka ( 06/07/2007 14:01)
betsaka mihitsy ny ao @ 911 ao no tsy mino nefa ilay izy efa cas grave be.
betsaka loatra koa anefa no mandefa resegà 1 manontolo nefa fausse alerte
11. sympa ( 07/07/2007 13:00)
ika >> Eka ozy ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3504