Sosisin'i Lita

1. lanto ( 15/02/2006 12:48)
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ?
Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 19:20
2. ari.malala ( 15/02/2006 12:52)
tantarao klou ky fa zay tsy mahay anzany aaaa
3. zoklbfkfk ( 15/02/2006 12:58)
lanto â! tantarao fa raha ny hitako eto aloha de mafana tsara (le sijé io):lol::lol:
4. pissoa ( 15/02/2006 13:01)
May :roll: Sa naninona ry Lanto? :roll:
5. lapino ( 15/02/2006 13:09)
Za tsy mahalala!
6. mamzelkely ( 15/02/2006 13:26)
nanin ny sôsisin lita:roll:
7. sonwin ( 15/02/2006 14:03)
nisy nitsipindy ny sôsisin'i lita
8. mamzelkely ( 15/02/2006 14:07)
kayyyyyyy =))
9. mandrindra ( 15/02/2006 14:45)
nandre maharary indray i mamzelkely an !!
10. Veloo ( 15/02/2006 14:46)
kaykaykay ko tsy mahamay ?:-D:-D
11. kala ( 15/02/2006 14:51)
zà tsy mahay ê!:-D:-D:-D
12. Veloo ( 15/02/2006 15:00)
ataon'i lanto suspens aky ialy izy :-D:-D:-D:-D
13. vale ( 15/02/2006 15:52)
:(:( mba tantarao amzay eeee:(:idea:
14. lanto ( 15/02/2006 16:32)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, raha misy 20 aminareo tsy mahalala ny sôsisin'i lita dia ho avy aho hitantara :lol:

Anjaso kalou fa tsy tadidiko le vélouany :-D
15. Veloo ( 15/02/2006 16:33)
:roll::roll:
16. Lejim ( 15/02/2006 16:53)
zah tsy mahay lol
17. ftma ( 15/02/2006 20:57)
io dray lanto mampifilafila afaka iray vola zao vao ho tantarainy antsika raha tsy adinony
18. bebe ( 16/02/2006 04:31)
tandremo sao manao izay :evil:fa tsy=))=)) ahay
19. Fiffi ( 16/02/2006 05:28)
inona ary zany ? azo ho hanina ve ? matsiro ve ,:roll::roll:
20. akamatiana ( 16/02/2006 05:29)
:-D:-D mahay njy lanto an!!:-D mianjy dôly ny poukna kle!!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.058