Sosisin'i Lita

81. dadabe ( 25/02/2006 16:07)
:°):°):°):@:@
82. pissoa ( 25/02/2006 16:12)
Anjekaky oooo :{:{:{ toa nifinjan'ny aretin'ledada elah ry Herimiafina :°):°):@
83. dadabe ( 26/02/2006 11:43)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 20-02-2006 13:36:27
Lohateny : Re : Sosisin'i Lita
Voalaza teo :
fa le tantaran'i lanto tsy azoko tsara: "nefa lita nanao ..." nanao inn


vale> nanao ny tsy fanao re e!

amzay mody nimémé
am hery mampanantena tsy misy, zao ny olona mianjy ny azy vao himé. Gafy fotsiny !!! Tsy mahazo mangalatra ny lohahevitra ity hery fa manokafa hafa, ohatra hoe sôsisin'ny dadabe !!! (nom commun)


zay vao koboko fa humm ary mety hisy sarin'i lanto hivoaka indray izany ato ho ato kle
84. lanto ( 26/02/2006 14:02)
dadabe:

zay vao koboko fa humm ary mety hisy sarin'i lanto hivoaka indray izany ato ho ato kle


Sary hivoaka ? :roll::idea::-w


85. Veloo ( 26/02/2006 20:06)
:-D:-D:-D
86. dadabe ( 27/02/2006 03:40)
yee izay rehetra manohithina ny fiandrianam-pirenena dia tsy maintsy raisina sary , de ataoindray mipika :°):°)
87. sasa ( 27/02/2006 04:15)
dadabe ye tadidiko tsara mintsy ny an'ahy le efa navoakan'lah sy mifenty ary sonwin iny an! tandremo iny miverina fa avokako kou ny an'lah=))=))=))=))=))=))=))
88. kala ( 27/02/2006 07:49)
toa mifampitady ndray reto ny sary kou...:wink:

tokony misy sijé sokafana aloha we reto daholo ny sary de hita eo ze membra fantôme...

sasa:-w
89. pissoa ( 27/02/2006 15:21)
Hihihi - mbola te hanalana angaha ndroky izany ry sasa 8)8) Zah zao efa tsy nahatadidy an'izany intsony dia ampahatsiahivina eo indray :°):°)
90. Veloo ( 27/02/2006 19:00)
asivo e za hametraka mihitsy ka
91. lanto ( 28/02/2006 06:24)
dadabe> zah ngah nanohina an'i dadabe ? :p
92. Veloo ( 28/02/2006 15:41)
:-D:-D
93. kala ( 01/03/2006 12:36)
mandratra anga ny la vérité ato :-D
94. Veloo ( 01/03/2006 19:20)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612