Sosisin'i Lita

21. mamzelkely ( 16/02/2006 05:39)
avôhay ny tataran sosisin'i lita ee:-D:-D
22. watafon ( 16/02/2006 05:51)
Ny sosinin'i lita zany an ....
23. lanto ( 16/02/2006 08:07)
atombohy aloha fa ho avy eo zah e !

fiffi > nisy nihinana kalou le izy ary ohatry ny hoe natsiro !!!
24. watafon ( 16/02/2006 08:22)
lanto :-w:-w
25. ari.malala ( 16/02/2006 08:29)
Lanto a, tantarao mo eeeeeee
26. kala ( 16/02/2006 09:23)
lanto > toetranao mihitsy lemampifilafila an!
:-w:-w:-w
27. lanto ( 16/02/2006 09:36)
Ao aza e!

Mamo hono zany le rangah, handeh hody any an-trano, d nivily nividy sôsisy bdb ho an'i vady aman-janaka mba hanatsenana e
Nony hariva izany de namatrapatratra tokoa i Lita nihinana sôsisy. Nony alina ny andro, rangahy mbola tsy afaka ny toaka, nahatsapa zavatra lavalava tao am-pandriana, (matory miaraka am Lita izy) , dia norasiny dia nohananiny sady niteny hoe "oay zany sôsisin-dry Lita, hatraty am-pandriana mbola misy" !!! Nefa le zavatra tsy sôsisy fa i Lita no nanao tao am-pandriana fa voky loatra.

izayyyy !!!!!
28. cocorie ( 16/02/2006 10:48)
dain beurk be! le suspens
29. ftma ( 16/02/2006 11:04)
Lanto izaho efa nihevetra zavatra hafa :wink:
30. lanto ( 16/02/2006 11:06)
:? :?

ftma> Zah nge efa niteny anjy fa be ny ho diso fanantenana
31. hery ( 16/02/2006 11:16)
ZAH hitady version hafa k'le...
Ilay version nandrasan'ny olona :-D
32. mamzelkely ( 16/02/2006 11:30)
:? :-D:-D:-D
33. ari.malala ( 16/02/2006 11:40)
:? :?beurk kosa le tohiny kle! aleo hiandry ny version an'i Hery:-D:-D:-D:-D
34. pissoa ( 16/02/2006 12:34)
Beuuuuurk :? :?
Miandry an'i Hery indray izany eeeeee :-D:-D Fa aza hitako ka tsy ilay tena andrasako indray kou no teneniny eo kle :roll:
35. mamzelkely ( 16/02/2006 13:19)
ny ana ny tadidiko de we: nisy rangahy mamo de nividy trondro izy de nataony tany apôsiny le trondro de aveo nande ni-pipi izy de le trondro no vôrainy de oziz we: "efa firy taona less ny nananako an lah de zao elah vô hitako we misy maso":°)

de ataovy amizay ny version hery fa nitsigoka kely ftsn za :-D:-D
36. ftma ( 16/02/2006 14:06)
Lanto za tena diso fanantenana, andrasana indray izany version hery izany fa aza ela an
Mamzelkely trondro tsy misy tsilo nga le izy?
37. Veloo ( 16/02/2006 16:26)
mamzel :-D:-D:-D
38. mamzelkely ( 17/02/2006 07:02)
veloo:-D:-D:-D:-D
39. pissoa ( 17/02/2006 07:16)
mamzel =))
40. mamzelkely ( 17/02/2006 07:40)
ftma< fa angaha mo ny trondro misy tsilony sa le inn mo ny filazan'ireny :roll: anjekako oo ts tadidiko :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1526