Sosisin'i Lita
1. lanto
(
15/02/2006 12:48)
Efa henonareo ve ny sôsisin'i Lita ?
Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D
Toa mahalala an'io dôly kou! Aleo hitady hafa ! :D
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 19:20
3. zoklbfkfk
(
15/02/2006 12:58)
lanto â! tantarao fa raha ny hitako eto aloha de mafana tsara (le sijé io):lol::lol:
14. lanto
(
15/02/2006 16:32)
Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa, raha misy 20 aminareo tsy mahalala ny sôsisin'i lita dia ho avy aho hitantara :lol:
Anjaso kalou fa tsy tadidiko le vélouany :-D
Anjaso kalou fa tsy tadidiko le vélouany :-D
17. ftma
(
15/02/2006 20:57)
io dray lanto mampifilafila afaka iray vola zao vao ho tantarainy antsika raha tsy adinony
