Mbola tsy mora (rbk)

1. lanto ( 01/04/2007 10:59)
Inty hoe ry zareo mba ahitsio sy fenoy :


Misy afo mivaivay
Izay mba tokony hovonoina
Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao
Fo manam-pery anankiray
Mba iriko raha tsaboinao
Nampijaly ahy hatrizay
Iangaviako anao

Fa mbola tsy mora ny hamono
Ilay afo mahamay
Ampio re raha mba misy fitiavana
Fa mbola tsy mora ny hitsabo ahy
Matoa aho toy zao
sento kely tsindraindray dia mandratra fo
Toa ataony tsy afa-bela hoverezin-jo

Misy tantara iray
Efa iniako tsy hotsaroana
Anaty alim-pito aho vao injay mitamberina
Tandindon'izay olona izay
(......................................)
Adim-piainana voaray taona maro izay

Fa mbola tsy mora ny hamoha ilay fatomatinay
Hatramin'izao aho tsy mety mino hoe
Rava ny anay
Fa mba tsy mora ny hanolo azy
Satria hatramin'izao
Mbola reko mamelovelo ao ireo taloha
Mbola injao fa mihelohelo fa tsy mety hifoha
novalian'i rbkfoana ny 19/04/2007 21:03
2. sitlo ( 01/04/2007 11:40)
http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sm.fesses02.gif
3. lanto ( 01/04/2007 11:50)
Inona koa ny dikan'io ?
4. sitlo ( 01/04/2007 11:52)
nga nanokatra tokoa ry tony eh

tsatsy ny poisson d'avril koa i lanto izay :-D
5. lanto ( 01/04/2007 12:00)
Ngah mou tsy am midi ny farany e ? :-) Ary amzay anakitelo be zao le poissons :lol:
6. xxx ( 01/04/2007 19:28)
sitlo:

http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sm.fesses02.gif

ty waaa tsss... efa tsy avotra njt lollllllll

7. kelly13 ( 01/04/2007 19:43)
fita kou, melehibe vao maika megaigy 8)
8. sitlo ( 01/04/2007 20:09)
tsatsa koa izay i xxx sy kelly13
mitoto vary
9. mihanta ( 01/04/2007 20:13)
lanto tsy hananako io hira io toa rebika efa fony mbola cassette é?
10. cutie ( 01/04/2007 20:26)
tiako io hira io :lol:
11. lanto ( 02/04/2007 09:08)
mihanta ie tam fiainana mbola mora io :)
12. pissoa ( 02/04/2007 09:58)
=))=))=))

Sitlo ty tena ondrakondrafama mitsy kle !

Tiko io hiran'i lanto io fa tsy haiko ko
13. ari.malala ( 02/04/2007 13:52)
Misy afo mivaivay
Izay mba tokony hovonoina
Nandoro ahy izay ela izay ka ilako anao
Fo manam-pery anankiray
Mba iriko raha tsaboinao
Nampijaly ahy hatrizay
Iangaviako anao

Fa mbola tsy mora ny hamono
Ilay afo mahamay
Ampio re raha mba misy fitiavana
Fa mbola tsy mora ny hitsabo ahy
Matoa aho toy zao
sento kely tsindraindray dia mandratra fo
Toa ataony tsy afa-bela hoverezin-jo

Misy tantara iray
Efa iniako tsy hotsaroana
Anaty alim-pito aho vao injay mitamberina
Tandindon'izay olona izay
Nohadinoina miha voatsiahy
Adim-piainana voaray taona maro izay

Fa mbola tsy mora ny hamoha ilay fatomatinay
Hatramin'izao aho tsy mety mino hoe
Rava ny anay
Fa mba tsy mora ny hanolo azy
Satria hatramin'izao
Mbola reko mamelovelo ao ireo taloha
Mbola injao fa mihelohelo fa tsy mety hifoha
14. cutie ( 02/04/2007 14:11)
tena mahay mitsy njy ry ari-malala:lol:
15. cutie ( 05/04/2007 00:31)
hitako fa misy ao @ rvg io hira io :lol:
16. rbkfoana ( 19/04/2007 21:03)
Tsy hoe "tovanam-pery" ve no izy ? (eo @ ilay hoe fo manam-pery)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705