Ilay Finoana matanjaka!
1. jhouhlambout
(
13/02/2004 17:55)
Zay rehetra manana azy, hono, dé ho sambatra.
Inona ny hevitrao @ zany?
Inona ny hevitrao @ zany?
novalian'i fijo ny 18/02/2004 10:47
6. ikaretsaka
(
16/02/2004 18:24)
ko efa hoe mino " Azy" ko.. izay "izy"eritrertin'ialahy ramazikita fa rehefa mino 'azy" ve de sambatra... ilay azy mety ho ny sipan'ialahy na dadan'ialahy na ny daban'ialahy na ny....fitaovana fanaovan'ialahy tsaokalentika!
