kilalaom-pitivana
1. lema
(
14/02/2004 12:54)
afaka amoronana fitiavana ve ityt "forum" ity.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara.
novalian'i ikaretsaka ny 03/04/2004 18:04
8. fijo
(
18/02/2004 20:28)
manao presentation ny tenanao izany ianao,dia miandry olona manao demandy.
12. fijo
(
19/02/2004 20:52)
ny ahy indray izaho no miandry fa tsy mandefa aloha izany ka.aleoko mifidy.
13. ccool
(
20/02/2004 11:51)
raha azoko tsara zany bdb ny mbola celibataire eto @ ity serasera ity,d bonne chance zany ho any zay mbola tsy manana d tano ny azo fa sarotra ny mila ho an'ny zay efa manana e,.......d mba souhaiteo bonne chance kou zahako e,hihihihi
14. kally
(
20/02/2004 18:11)
Ny an'i Lema teren-ko masaka ohatry ny voalobo-jaza fotsiny dia lazainy fa ny gasy no miolikolika.
Fitiavana angaha kilalao no hoe hamorona fitiavana eto dia tsarain'ny mpijery?Taiza koa no mbola nisy olona nitsara fitiavana izany?
Fitiavana angaha kilalao no hoe hamorona fitiavana eto dia tsarain'ny mpijery?Taiza koa no mbola nisy olona nitsara fitiavana izany?
16. kally
(
21/02/2004 10:45)
F'angaha ireny misy mpitsara e?Ny anao ange lazainao hoe entina eto dia tsaraina.Ary raha izany ihany maninona moa ary ianao raha tena tsy tia miolikolika tokoa dia vantano hoe i anona (manonona solon'anarana ato) tiako ka ahoana ny hevitrao?samy imaso imaso eto@ forum eto .Ka samy hivantambantana ihany tsinona.
17. pitchou
(
21/02/2004 12:13)
sa araka ny tenin'ikaretsaka hoe modimody? sahala @ kilalao fanao taloha, dia hoe mpisipa hono izany?
18. kally
(
21/02/2004 12:47)
Dia avy eo soratana ery @ tamboho ery hoe i anona= x,nandra mihitsy t@ mbola kely kah!
