kilalaom-pitivana
1. lema
(
14/02/2004 12:54)
afaka amoronana fitiavana ve ityt "forum" ity.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara.
mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara.
novalian'i ikaretsaka ny 03/04/2004 18:04
2. lema
(
14/02/2004 12:59)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 15/02/2004 00:59
5. lema
(
16/02/2004 15:55)
zé atao mety daholo ka
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 17/02/2004 03:55
6. fijo
(
17/02/2004 10:22)
maninona tokoa ary raha anandramana kle
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 10:22
7. isrine
(
17/02/2004 14:10)
tsy azoko tsara ny sujet
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 18/02/2004 02:10
8. fijo
(
18/02/2004 20:28)
manao presentation ny tenanao izany ianao,dia miandry olona manao demandy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 08:28
9. lema
(
18/02/2004 10:46)
tsika gasy houa tsy mba droit au but fa be tabou loatra
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 18/02/2004 10:46
10. fijo
(
18/02/2004 16:39)
ra "tabou" fotsiny tsy maninona ka.ih,ih,ih.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 18/02/2004 16:39
12. fijo
(
19/02/2004 20:52)
ny ahy indray izaho no miandry fa tsy mandefa aloha izany ka.aleoko mifidy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/02/2004 08:52
13. ccool
(
20/02/2004 11:51)
raha azoko tsara zany bdb ny mbola celibataire eto @ ity serasera ity,d bonne chance zany ho any zay mbola tsy manana d tano ny azo fa sarotra ny mila ho an'ny zay efa manana e,.......d mba souhaiteo bonne chance kou zahako e,hihihihi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ccool ny 20/02/2004 23:51
14. kally
(
20/02/2004 18:11)
Ny an'i Lema teren-ko masaka ohatry ny voalobo-jaza fotsiny dia lazainy fa ny gasy no miolikolika.
Fitiavana angaha kilalao no hoe hamorona fitiavana eto dia tsarain'ny mpijery?Taiza koa no mbola nisy olona nitsara fitiavana izany?
Fitiavana angaha kilalao no hoe hamorona fitiavana eto dia tsarain'ny mpijery?Taiza koa no mbola nisy olona nitsara fitiavana izany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 21/02/2004 06:11
15. lema
(
21/02/2004 09:20)
dé ahona lé olona mifankatia @ net reny ary ?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 21/02/2004 21:20
16. kally
(
21/02/2004 10:45)
F'angaha ireny misy mpitsara e?Ny anao ange lazainao hoe entina eto dia tsaraina.Ary raha izany ihany maninona moa ary ianao raha tena tsy tia miolikolika tokoa dia vantano hoe i anona (manonona solon'anarana ato) tiako ka ahoana ny hevitrao?samy imaso imaso eto@ forum eto .Ka samy hivantambantana ihany tsinona.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 21/02/2004 22:45
17. pitchou
(
21/02/2004 12:13)
sa araka ny tenin'ikaretsaka hoe modimody? sahala @ kilalao fanao taloha, dia hoe mpisipa hono izany?
18. kally
(
21/02/2004 12:47)
Dia avy eo soratana ery @ tamboho ery hoe i anona= x,nandra mihitsy t@ mbola kely kah!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kally ny 22/02/2004 00:47
19. lema
(
22/02/2004 16:00)
eny ary e!aleo ajanona zany ty kilalao ty fa tsy mety
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 23/02/2004 04:00
20. fijo
(
25/02/2004 11:13)
kally kosa masiaka an.ka efa hoe kilalao ko ianao ko dia aviavy ery.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 11:13